Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tantara mikasika ny fijoroana vavolombelona

13 Jolay 2019

Ny mpanolotsaiko tato amin'ny Global Voices: Preetam Rai

Blaogim-Piarahamonina GV

Ny mba havitrika ivelan'ny sehatra an-tserasera ary hiseho sehatra amin'ny lanonana eo an-toerana sy iraisampirenena no toro-hevitro ho an'ny mpandray anjara ato amin'ny GV  - Heveriko fa tsy fahita firy sady tsy manan-tsahala ny fahafantarana ny kolontsaina ao an-toerana izay hananantsika amin'ny maha mpikambana ato amin'ny GV antsika.

09 Jolay 2019

Fitiavana sy labiera

Blaogim-Piarahamonina GV

Lehibe tamin'ny toerana azo antoka aho. Tanàna mangina 15km miala ao Paris, Nanana herinaratra sy rano fisotro 24/7 izahay, Sakafo anaty vata fampangatsiahana, Hafanana amin'ny ririnina sy hena atono ao an-jaridaina mandritra ny lohataona. Nisy foana izany rehetra izany. Tamin'ny taona 1995, tamin'izaho 12 taona, nisy fanafihana tao amin'ny metro.

09 Jona 2019

Fijoroana vavolombelona avy amin'ireo mpamaky: Ny antony anohanako ny Global Voices

Blaogim-Piarahamonina GV

...azoko antoka ny hoe ny Global Voices dia miezaka ny manome fomba famaky iray hafa momba ity tontolo ity miaraka amin'ireo tatitra erantany. Afaka ny hitondra fiovàna izany, na tsia koa. Saingy mendrika ny ho andramana ary tiako ny hanohana an'izany.

21 Avrily 2019

Herisetra mifangaro hadrohadro sy hevidraikitra ary lainga – Tsy nampoizintsika Io

Blaogim-Piarahamonina GV

Eny, tezitra aho. Sady matahotra. Mikasika ny fanavakavahana. Ny hoavintsika ry Pays-Bas.

01 Aogositra 2018

Ny [inoako] fa isika, ary ny zavatra [eritreretiko] fa [tsara indrindra] ataontsika

Blaogim-Piarahamonina GV

''Tamin'ny fiafaran'ilay andro fandinihana, nila nanolotra ny maha-isika antsika, ny zavatra ataontsika, ny zavatra iriantsika ary ny fomba iadiantsika manoloana ireo vondrona mpikaroka avy amin'ny sekoly tranainy ao anatin'ireo rindrina mangatsikan'ny Akademia Frantsay ny tenako.''