Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Septambra, 2022
Nahoana ny Nizeriana no mailaka tsy hiresaka ny fahasalamana ara-tsain'ny adolantsento?
Afaka mody fanina amin'ny fahasalamana ara-tsain'ny tanora ny Nizeriana olon-dehibe. Saingy hanampy trotraka ny toe-draharaha fotsiny izany, ka hiteraka toe-javatra ratsy kokoa ho an'ny ankizy.
Manome soa fanararaotra tsy manam-paharoa sy tsy fahita firy ny Tranombakoka Karnavaly ao Trinite syTobago
Raha toa io tranombakoka io tokony ho "mavitrika, manentanentana, mampifanerasera sy misy famoronana kokoa noho ilay fetibe", dia tokony ho sehatra iray miovaova sy andraisan'ny olona anjara izy - ny fototry ny karnavaly
Toy ny làlana fianarana ho an'i Sri Lanka no fahitàny ireo fihetsiketsehana tao GotaGoGama
Volana iray taorian'ny nikatonan'ny GotaGoGama, manontany tena ny olona ny amin'ny fomba nampiorim-paka ny hevitra nentiny ho ao an-tsain'ireo an'arivony marobe nirotsaka an-tsehatra ho ao anatin'io habaka fianarana io.
Fanafoanana ny fanjanahana angondrakitra mba hiadiana amin'ny didiko fe-lehibe nomerika
Ny fanjanahana angon-drakitra dia mitovy amin'ny fanjanahantany mahazatra rehefa ny fakàny fiainan'olombelona no resahana. Ampiasain'ny fanjakana araka izany ny fananany angon-drakitra mba hifehezana ny fitondrantena sy ny fomba amam-panao ara-kolontsaina ary ara-pivavahan'ireo vitsy an'isa.
Esperanto: Afaka miatrika ny zava-misy ve ny fitenin'ny idealisma?
"Amin'ny alàlan'ny fanamarinana ny fijoroana tsy miandany, tsy mahatsikera izay hantsan-tsata ao anatin'izao tontolo iainantsika izao ny vondrom-piarahamonina Esperantista".
Ny Fitsidihana ny Mozean'ny Zavakanto Yemisi Shyllon any Nizeria
Manome valim-pitantarana amin'ny fikosehana manatantara ireo vehivavy artista nizeriana ny Oniversite Pan-Atlantika, Yemisi Shyllon Museum of Arts — Mozean'Oniversite voalohany ao Nizeria — amin'ny fampiantranoana ny fampirantiana ‘Invisible Hands’.