Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Jolay, 2016

Raha Nanana Basy Aho

  09 Jolay 2016

"Rehefa mihevitra ireo fotoana nanafihana ahy aho, na nandrahonana ahy, na nanatrehako herisetra, tsy vitako ny misaina ohatra iray mety hitondran'ny basy vokatra tsara kokoa amin'ny toedraharaha."