Tantara mikasika ny Momban ny mpandika teny
Fantaro i Cyrine Alaya, mpandika teny Lingua Frantsay
"Mahatonga lafatra ny fanazaran-tena. Mandika teny. Mandika teny isan'andro. Tsy ho afaka hanatsara ny fahaizanao ianao raha tsy mizatra mandika teny tsy tapaka."
Fantaro i Simon Zwiernak, mpandika teny Lingua Frantsay
"Varavarankely iray mitodika amin'izao tontolo izao ny Global Voices. Na tamin'ny alalan'ireo mpandray anjara ao aminy na amin'ireo lohahevitra soratantsika."
Fantaro i Ophélie Guenaud, mpandika teny Lingua Frantsay
"Ny fahafahana misafidy malalaka ireo tantara mahaliana sy miresaka lohahevitra mahaliana no mandrisika ahy handika teny ho an'ny GV..."
Fantaro i David Kalmar, Toniandahatsoratra Mirotsaka An-tsitrapo Amin'ny Fiteny, Fahaizamanaony Ilaina Indrindra
"Tsy mitovy hevitra mandrakariva amin'ny lahatsoratra izay hiasako aho, fa hitako zava-dehibe ny mahalala hevitra maromaro momba fotokevitra iray." David Kalmar, Mpamoaka Lahatsoratra Hongroà Ho An'ny Global Voices