Tantara mikasika ny Fahatsiarovana

Naoty karaibiàna nataon'i Hokkaido

Blaogim-Piarahamonina GV  30 Jona 2021

Ao anatin'ny tanàna kely iray any amin'ny nosy farany avaratra ao Hokkaido, firy ny vintana mety hitontonanao amina Japoney iray miteny espaniôla, miaina sy miasa any amin'ny Repoblika Dominikàna nandritra ny...

Schrödinger GV'r

Blaogim-Piarahamonina GV  18 Mey 2021

Ahoana no haha-GV'r na tsia anao? Mba haavo hafahafa manakory loatra amin'ny maha-mpikambana no voasokatr'ity mpilalao ity?

Ny vovonana atrehiko voalohany!

Blaogim-Piarahamonina GV  21 Marsa 2021

Hatramin'ny nahatongavako tato amin'ny Global Voices (Desambra 2013) dia efa namoaka lahatsoratra sy nandika teny miisa 35 aho, izay nahatonga ahy ho ilay Mozambikana mavitrika indrindra tato amin'ny Global Voices tany amin'ny fireneko sy tany amin'ny faritra atsimon'i Afrika.

Juan Tadeo: Miatrika ny fahaketrahana taorian'ny fihaonambe

Blaogim-Piarahamonina GV  12 Septambra 2019

Ho an'ireo namana GV izay mety mamaky ireo teny ireo, avelao aho hilaza hoe: tombontsoa ity, mahafinaritra ianareo, ianareo tsirairay avy ary tsy andriko ny hiara-hiasa akaiky aminareo mba hahatonga ny tontolon'ny bilaogy sy ny aterineto ho toerana tsara kokoa. Antenaina fa hifankahita tsy ho ela isika.

Maninona aho no mandika ho an'ny GV ?

Blaogim-Piarahamonina GV  21 Jolay 2019

(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Desambra 2014) Ao anatin'ny fankalazàna ny Andron'ireo Mpirotsaka an-tsitrapo, mandefa ity fitsapankevitra ity ny GV  ho an'ny vondrom-piarahamonina Lingua. Angamba aho amin'izao fotoana izao miasa...

Ny mpanolotsaiko tato amin'ny Global Voices: Preetam Rai

Blaogim-Piarahamonina GV  13 Jolay 2019

Ny mba havitrika ivelan'ny sehatra an-tserasera ary hiseho sehatra amin'ny lanonana eo an-toerana sy iraisampirenena no toro-hevitro ho an'ny mpandray anjara ato amin'ny GV  - Heveriko fa tsy fahita firy sady tsy manan-tsahala ny fahafantarana ny kolontsaina ao an-toerana izay hananantsika amin'ny maha mpikambana ato amin'ny GV antsika.