Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Febroary, 2017
Marcus Garvey sy Ilay Fotoana Fanararaotra Nodinganin'ny Filoha Obama
Amin'ny fandàvana ny hamela heloka na hanasongadina ny zava-bitan'i Marucs Garvey nandritra ny fitondrany, tsy nahavita nanararaotra ny fotoana tokony ho an'ny ''adihevitra marina mikasika ny firazanana sy ny fikosehana ireo maherifo mainty'' ny Filoha Obama.
Tsy Mahasakana Ahy Tsy Ho Miozolomana Dokotera Ny Sisintany Sy Ny Fandrarana
Manome dokotera maro ho an'ny rafitra ara-pahasalamana any Etazonia i Pakistan sy ireo firenena manana Miozolomana maro an'isa maro hafa. Manahy i Jalal Baig fa hisy fiantraikany amin'ireo dokotera vahiny izay mandray anjara ho amin'izany ny famerana ny fifindra-monina .
Ho An'ny Vondrom-piarahamonina LGBT Any Jordania, Tsy Mitovy Ny Hafatra Alefan'ireo Bokin'ny Lalàna Sy Tena Zava-misy
Tsy nohelohina ny firaisana ara-nofon'ny olona mitovy fananahana tamin'ny 1951 tany Jordania, saingy efa ho 70 taona aty aofiana, mbola lasibatry ny fanavakavahana sy fanararaotana ireo olom-pirenena LGBT ao amin'ny firenena, kely ny fiarovana avy amin'ny lalàna.
Fitànana An-tsoratra Avy amin'ny Fijerin'ny Vahoaka
Raha vao nipoaka ny hetsi-panoherana nanohitra ny didim-panjakana nataon'i Trump, nitodika tamin'ny fanaovana hetsi-panoherana ny olontsotra .
Tian'Ilay Didim-panjakana Momba Ny Fifindràmonina Ianao Hieritreritra Hoe Mora Ny Fahazoana Taratasy Hidirana Ara-dalàna Any Etazonia
Nefa ny tena marina, zavatra tena sarotra izany.