Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Avrily, 2019
“Game of Thrones” (Lalaon'ny seza fiandrianana) sy ny Fiovàn'ny toetrandro: miomàna! tonga ny lohataona!
Alaivo sary ao an-tsaina ny tontolo iray misy ankolafy politika mitolona haka fahefana nefa tsy miraharaha ny loza iray mitatao tsy mbola hainy hatrizay hatrizay— nefa mety handringana ny fiarahamonin-dry zareo miaraka amin'ny tsy firaharahiana ny fetran-sisintany napetraky ny olombelona.
“Tsy maty irery ny fiteny, fa vonoina mihitsy”: araka ny hita amin'ny fanjavonan'ireo teny indizeny ao Meksika
Tsy maty ny teninay, vonoina kosa izy. Namafa azy ireo ny fanjakana Meksikana. Ny fomba fihevitra tokana, ny kolontsaina tokana, ny fanjakana tokana, ny rano amin'ny anarany no manafoana azy ireo.