Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Febroary, 2014
Ilay Venezoela Hotsaroako Mandrakariva
Mahatsiaro ilay Venezoela tanyamin'ny taona 1990 ilay Peroviana Gabriela Garcia Calderón, firenena iray tena hafa mihitsy amin'ilay iray izay avoaka any anaty lohateny vaventin'ny fampahalalam-baovao faramparany teo
Indonezia : Manalokaloka Ny Ho Avintsika Ireo Fahatsiarovana Navelan'ny Tsunami
Nitsidika ireo tsangambato fahatsiarovana ny loza tany Banda Aceh, Indonezia, i Ivan Sigal tamin'ny tsingerin-taonan'ny tsunami tany amin'ny ranomasim-be Indiana tamin'ny 2004, ary dia naminany ny amin'ny ho avintsika