Tantara mikasika ny NewsFrames

NewsFrames ho an'ny GV

Blaogim-Piarahamonina GV  10 Jolay 2019

Amin'ity mihitsan-dravina ity, ankoatra ny fizàrana amin'ny Global Voices sy ny fiaraha-miasa efa an-dalana miaraka amin'ireo mpiara-miombon'antoka ao amin'ny MediaCloud, dia manana zavatra maromaro miandry isika: fihaonana ao amin'ny MIT amin'ity volana ity momba ny famoronana rindrambaiko, izay manome antoka fa mahavita ny fampanantenany ho an'ny Global Voices ny NewsFrames.

“Ny herisetra no tsirinkevitra hiadiankevitra”

  04 Jona 2018

Mino aho fa mahaliana ny mihevitra ireo voambolana mifandraika amin'ny "herisetra" mikasika ny ady amin'ny zom-pirenena Shuar, satria voambolana niezahan'ny tsirairay lazaina sy faritana izany. Ny herisetra no tsirinkevitra hiadiankevitra, ary mino aho fa mampiseho izany ity sary ity.