Raveloaritiana Mamisoa · Janoary, 2019

Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Janoary, 2019

Nesorina ny fandraràn'i Tonizia ny Facebook

GV Mpisolovava  08 Janoary 2019

Nesorina tao Tonizia nanomboka omaly 3 Septambra 2008 ny fandraràna ny tranonkala tambajotra ara-tsosialy malaza Facebook taorian'ny fihetsiketsehana goavana nataon'ny mpiserasera toniziana.

Iran: Nanao bemidina teny amin'ny cybercafe ny polisy

GV Mpisolovava  07 Janoary 2019

Nitatitra ny Radio Free Europe fa nanao bemidina tany amin'ireo cybercafe ny polisy ao an-drenivohitr'i Iran ary nanakatona ny 25 noho ny "fampiasana lalao solosaina tsy manara-dalàna sy ny fitehirizana sary vetaveta", ary ny fisian'ny vehivavy tsy manao"hijab araka ny tokony ho izy".

Bilaogera Filipiana miatrika fitoriana fanalam-baraka

GV Mpisolovava  07 Janoary 2019

Janoary 2010- Tao Filipina, nametraka fitoriana fanalam-baraka an'ilay bilaogera Ella Ganda ny birao nasionaly misahana ny fanadihadiana noho ny fangatahan'ny sekretaran'ny Sampan-draharaha momba ny Fiahiana ara-tsosialy sy ny Fampandrosoana (DSWD) Esperanza Cabral, fitoriana noho ny lahatsoratra bilaogy nivoaka tamin'ny taona 2009,

Nakatona-nosokafana-nakatona indray ny Dailymotion ao Tonizia

GV Mpisolovava  07 Janoary 2019

Dailymotion, tranonkala fifampizaràna horonantsary tahaka ny YouTube ao Frantsa no nakatona indray any Tonizia. Mbola tsy mazava raha ny sampana fehezin'ny fanjakana ATI (Agence Tunisienne d'Internet), izay iasan'ny mpamatsy tolotra aterineto rehetra ao Tonizia no nametraka ny fandraràna.