Sampana iray ao amin'ny Antoko Komonista Shinoa, ny Global Times, izay namoaka lahatsoratra momba ny Krismasy ka manasa ireo Shinoa mpanara-baovao mpila-ravinahitra mba hoavy hankalaza ny fety ao Shina [zh] mba hahita maso ny fomba fankalazan'ny mponina Shinoa ny Krismasy manerana ny firenena.
Ho setrin'ireo tsikera maro sosona momba ny filazana fa tsy manana fahalalahana ara-pivavahana i Shina no anton'izany lahatsoratra izany. Araka ny tatitry ny China Aid, olona 1289 farafahakeliny no nosamborin'ny manampahefana Shinoa tamin'ny taona 2011 izay voarohirohy tamin'ny resa-pivavahana.
Na dia eo aza ny lahatsoratra sahisahy navoakan'ny Global Times, nitatitra ireo mpiserasera fa nosakanana ny vavahady fidiran'ireo fiangonana sasantsany nandritra ny Krismasy tamin'ity taona ity. Fanampin'izany, sanganehana tamin'ny lahatsoratra ny miozolomana vitsy an'isa ao Shina, ny fikambanana Ouïghourr, ary nihantsy ny Global Times mba hanasa ireo mpanara-baovao ao amin'ny faritry Xinjiang hoavy mandritra ny fetiben'ny Miozolomana.

In China, Christmas is another holiday for consumption. Photo by Flickr user Marc van der Chijs CC: BY-SA.
Tsy Fahalalaham-pivavahana ny fahafahana manjifa
Nanipika avy hatrany ny fahadisoana tamin'ny lahatsoratry ny Global Times ny ankamaroan'ireo mpiserasera izay nilaza fa mamintina ny fahalalahana ara-pivavahana ho fankalazana tsy ara-pivavahan'ny Noely ny lahatsoratra. Ireto ambany ireto ny sasany tamin'ireo fihetseham-po mikasika ny fizotry ny vaovao [zh] tao amin'ny habaka bilaogy fohy Sina Weibo ao Shina:
铭格格-洛桑卓玛:在胡编无知狭隘的眼里,商业炒作等同于宗教信仰自由,容许进教堂寺庙道观等地方参观等同于宗教信仰自由。。。
铭格格-洛桑卓玛:Amin'ny fijery ivelan'i Hu Shijun, mpamoaka lahatsoratra ao amin'ny Global Time, midika ho fahalalaham-pivavahana ny fetibe ara-barotra, mitovy amin'ny fahalalaham-pivavahana ny fitsidihana ara-pizahan-tany eny amin'ny fiangonana sy ny tempoly…
彭勇-AARON:这是消费自由!别扯信仰自由。。。
彭勇-AARON:Fahalalahana manjifa izany, aza afangaro amin'ny fahalalaham-pivavahana.
Fiangonana nakatona
Tamin'ny fomba manesoeso, nahatsikaritra ny mpiserasera fa voaràra ireo fiangonana sasany ary nakaton'ny vadin-tany nandritra ny krismasy. Tamin'ny 24 Desambra 2012, tao an-tanànan'i Tianjin, Deci celestial nitatitra hoe [zh]:
无事去滨江道和西开教堂转了一圈儿,节日气氛相当浓厚。去参观教堂的所有入口都被封了,最后定向越野似的循着警察贴在电线杆商场柱子和柜台上的A4纸指示才找到一个隐秘的特别入口,中间警察至少有5重把关
Mientanentana ny fankalazana ny fetiben'ny noely ary nandeha tao amin'ny fiangonana Xikai akaikin'ny làlana Bingjiang aho. Nakatona avokoa ny varavarana rehetra any am-piangonana. Farany, nahita fidirana miafina aho amin'ny fanarahana toromarika hita amin'ny taratasy A4 mipetaka amin'ny andrin-jiro. Eny an-dalana, sakana 5 farafahakeliny no napetraky ny polisy.

Sary narakitr'ilay ny mpisera Weibo, Liagyage izay mampiseho fiangonana iray nakatona tao Xian nandritra ny andron'ny Krismasy.
Tamin'ny 25 Desambra, Kristianina marobe no nanao hetsi-panoherana tao an-tanànan'i Xian, faritanin'i Shaanxi, satria nakatona ny fiangonan'izy ireo. Nandrakitra sary namariparitra ny zava-misy i Liagyage:
圣诞节被封了门的基督教堂,被堵了的道路,全球狂欢日,这些人却在寒夜上演着席地痛哭的悲剧?是何缘由?
[Ny sary dia mampiseho] Ny fidirana ao am-piangonana izay nakatona; sy ny lalana nobahanana. Raha nankalaza ny noely izao tontolo izao, nipetraka tamin'ny tany kosa ny vahoaka teto, mitomany ao anatin'ny alin'ny ririnina mangatsiaka? Nahoana no toy izany?
Darkmumu nandefa indray ny sarin'i Liyiforever ary nahasarika fanehoan-kevitra vitsivitsy mikasika ny zava-misy amin'ny fahalalaham-pivavahana ao Shina:
天行者68th:凡是有人聚集的地方,凡是不是他们的恶毒谎言能够辖制到的地方,都是禁地。
天行者68th:Tamin'ireo toerana nitangoronan'ny olona, izay tsy tratran'ny laingan'[ireo manam-pahefana], dia lasa faritany tsy azo idirana amin'izao fotoana.
染香姐姐:这些二逼,把阳光下的教堂封了,是让人去信邪教吗??黑暗滋生一切罪恶,如果中国能够公开传教,根本就不会把好好的宗教越信越邪。
染香姐姐:Adala tokoa izy ireo. Manery ny olona hino sy handeha any amin'ny fivavahana satanika ny fanakatonana fiangonana amin'ny andro atoandro be nanahary. Raha amin'ny alina no atao ny fankalazana, hiteraka fahotana sy heloka izany. Raha mamela ny fivavahana (fitorian-teny) malalaka sy an-kalamanjana i Shina, tsy hivadika sekta ny hetsika ara-pivavahana.
西葫芦馅儿:在这个国度信仰是一种奢侈。
西葫芦馅儿:Haitraitra ny fananana finoana eto amin'ity firenena ity.
实习奋青:在这个地方,改信钱吧。
实习奋青:Tsara kokoa raha ny vola no hinoana ato amin'ity firenena ity.
“Fivavahana Satanika” avokoa ny Trano-Fiangonana
Ao Shina, ny hetsika ara-pivavahana Protestanta rehetra dia eo ambanin'ny fandrindran'ny Hetsika Tia Tanindrazana An'ireo Fiangonana Protestanta Telo Mahaleotena ao Shina, izay fehezin'ny Antoko Komonista Shinoa (CCP). Sokajiana ho tsy ara-dalàna sy azo faizina mora foana ny Fiangonana na hetsika Kristianina hafa, mivondrona ao amin'ny anarana hoe Trano fiangonana. Mitady miha-mino ny olona ivelan'ny tontolo Kristianina fa fivavahana satanika ny Fiangonana ivelan'ny Telo-Mahaleotena. Tsy vitsy ohatra ny fanehoan-kevitra tahaka ity manaraka ity izay avy amin'ny 詹姆-兰尼斯特 [zh]:
这条新闻我真心不是很相信,教堂都是教产,而且国内都是三自爱的教产,政府自己封自己?被封的是家庭教会的可能性极大——如果真的是家庭教会,我预先说一句去你麻痹的臭邪教!
Tsy mino izany vaovao izany aho [fanakatonana fiangonana ao Xian]. Fananan'ny fiangonana ny Fiangonana rehetra ary ao Shina, ny Fiangonana Telo-Mahaleotena Tia Tanidrazana no tompony. Tsy hakaton'ny governemanta ny rantsany ? Angamba mety ho Trano-fiangonana tokoa ilay nakatona. Amin'izany, hoy aho hoe “tsy misy hiraharahiako anareo, fivavahana satanika lò!”
Hasao Amin'ny Fetibe Miozolomana ireo mpanara-baovao
Nahita ihany koa ny fikambanana Ouïghours ao Shina fa miteraka olana ny lahatsoratra navoakan'ny Global Times. Nanoratra fanehoan-kevitra mihantsy ny Global Times ny Ulghurbiz.net ary nanasa ireo mpanara-baovao hamonjy ny fetibe fankalazan'ny Miozolomana ao Xinjian :
《环球时报》的这篇评论漏洞百出,它把中国年轻人“过洋节”的消费文化移花接木地理解成了基督教文化在中国的自由发展。如果不是节日效应刺激效应,官方还会这么网开一面吗?另外,基督徒人数增加的首要原因是人们对国家核心价值观的失望之后转投宗教的怀抱以此寻求安慰呢,还是确如文章所说的是中国政府的开明政策呢?这需要系统的论证。
如果在开斋节或宰牲节等穆斯林传统节日来临之际,西方媒体指责中国政府压制穆斯林的宗教自由时,《环球时报》是否还敢发布一篇题为《怀疑宗教自由请来疆过节》的文章呢?
Rakotra fahadisoan-kevitra ny lahatsoratry Global Times. Manodina ny fanjifan'ny tanora Shinoa ny “fety tandrefana” ho fahalalahan'ny kolontsaina kristiana ao Shina izany. Hovahan'ny governemanta ve ny fanaraha-maso raha tsy fety fanjifana na fitadiavam-bola ny Krismasy? Vokatry ny fahaverezan'ny soatoavina fototra ao amin'ity firenena ity amin'ny ankapobeny no nampiakatra ny isan'ireo Kristianina ao Shina. Te-hahazo fampaherezana avy amin'ny fivavahana ny olona. Misy idiran'ny politika misokatry ny governemanta ve izany? Mila adihevitra maharitra mikasika izany isika. Raha mitsikera ny famoretana ny fombam-pivavahana Miozolomana ao Shina ny fampahalalam-baovao tandrefana tamin'ny fankalazana ny Eid al-Fitr sy ny Eid al-Adha, ho sahy hamoaka lahatsoratra toy izao ve ny Global Times “Ianareo tsy matoky ny Fahalalaham-pivavahana ao Shina, tongava ao Xinjiang hamonjy ny Fetibe ao?
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...