Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Janoary, 2024
Fodiamandrin'ilay Tôgôley pretra katôlika mpanohitra nafàna fo ny fitondràna am-perinasa
Omen'ireo Tôgôley voninahitra ny fahatsiarovana an'i Monseigneur Philippe Kpodzro, pretra katôlika nanolo-tena ho amin'ny fametrahana tany tàn-dalàna demaokratika ao Togo, nodimandry teo amin'ny faha-93 taonany tany an-tsesitany tamin'ny fiandohan'ny 2024
Vitan'ny Filohan'i Indônezia, Jokowi, ve ny hijanona tsy hiandany raha hirotsaka ho filoha lefitra ny zanany lahy?
"Adidy ara-môraly ananantsika ny mampahatsiahy azy hipetraka tsy hiandàny ao anaty fifidianana ary tsy hitsitsy ny tantara hitsara azy amin'ny fanelingelenana ny dingana demaokratika"
Tiorka mpanamory sambon-danitra voalohany nisidina an'habakabaka
Amin'ny fotoana izay andiavan'ny firenena ny krizin'ny vidim-piainana, ny fiakaran'ny vidin'entana sy ny fitotonganan'ny volan'ny firenena, dia nampametra-panontaniana ireo sasany ny amin'ny fanapahan-kevitry ny governemanta handefa an'i Gezeravci ho eny an'habakabaka.
Fiombonamben'i Kaomoro: mankany amin'ny krizy manaraka ny fifidianana ve taorian'ny nahalàny indray ny filoha teo aloha?
Voafidy indray fanintelony nisesy izao ny filoha kaomôriàna, araka ireo vokatra vonimaika nambara tamin'ny 14 Janoary 2024. Mikiaka tsy fanarahan-dalàna ireo mpanohitra, ary manao hetsi-panoherana ny tanora
Nentanina hamaha ny olan'ny zon'olombelona ireo Indoneziana kandidà ho filoham-pirenena
"Mbola tsy mahavita miantoka ny zon'ny olona haneho ny heviny am-pilaminana ao anatin'ny tontolom-piarahamonina mihatery i Indonezia."
‘Taiwanais aho izao’: Mankamamy ny zony mahazo mifidy ireo nifindra avy any Hong Kong nankao amin'ilay Nosy demaokratika
Teratany iray avy any Hong-Kong nifindra monina nankao Taiwan taorian'ilay fihetsiketsehana tamin'ny 2019 tao Shina nanoherana ny fampodiana olona nohelohina, no nanambara hoe "Taiwanais aho izao ary antenaiko fa hihatsara i Taiwan - na dia tsy namafa ny maha-teratany avy anty Hong Kong aza aho"
Ahoana no ahafahan'ny firenena Afrikana mizotra am-pahombiazana amin'ireo fifidianana taona 2024
Tamin'ny taona 2023, nisy fifidianana natao tany amin'ireo firenena Afrikanina fito, tamin'ireo firenena fito ireo, samy nisian'ny ahiahy momba ny tontolo demaokratika ao amin'ny kaontinanta avokoa.
Soavaly atakalo fiara — angano iray amin'ny diplaomasia maoderina misy eo amin'i Torkia sy Hongria
Manana zavatra iraisina mihoatra noho ny fitiavany herin-tsoavaly ireto mpitarika roa ireto. Samy manohitra mahery vaika amin'ny fidiran'i Soeda ho ao amin'ny OTAN ary samy manana fironana tsirefesimandidy.
Ao RDC, nampangain'ny mpanohitra ho feno hosoka ny fahalanian'i Félix Tshisekedi ho filoha indray
Voafidy ho filoham-pirenena fanindroany ao amin'ny RDC i Félix Tshisekedi saingy manohitra ny voka-pifidianana ny mpanohitra taorian'ny fanitsakitsahana maro ny zotram-pifidianana.
Tontolon'ny media Senegaley: Ireo fampitam-baovao tsara arahina hahazoana vaovao ankatoky ny fifidianana filoham-pirenena?
Firenena stratejika somary demaokratika any Afrika Andrefana, miomana amin'ny fifidianana filoham-pirenena amin'ny fiandohan'ny taona 2024 i Senegaly. Miha-mitombo kokoa ny andraikitry ny haino vaky jery nasionaly noho izany.