Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Aogositra, 2021

Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Aogositra, 2021

Kinasa hotontosaina amin'ny oktobra ny fifidianana ho filoham-pirenena ao Cape Verde

José Maria Neves (PAICV) sy Carlos Veiga (MPD) no hifaninana amin'ny fifidianana ho avy ao Cape Verde.

Notendrena ho praiminisitra any Armenia indray i Nikol Pashinyan 

Taorian'ny fandresen'ny Antokon'i Pashinyan Fifanarahana Sivily tamin'ny fifidianana mialoha ny fotoana tamin'ny volana Jona ny fanendrena. Niasa ho praiminisitra mpisolo toerana i Pashinyan hatramin'ny fanendrena ofisialy azy tamin'ny 1 aogositra lasa teo.

Nobahanan'ny mpanao sivana aterineto Rosiana ny tranonkalan'ny Ekipa Navalny

Nampiana ho ao anatin'ny lisitry ny tranonkala voabahana ao Rosia miaraka amin'ireo tranonkalan-tambajotram-pirenena ao amin'ny biraom-panentanana ho an'i Navalny miisa 40 hafa ny tranonkala fototra, navalny.com, sy ny free.navalny.com.