Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Septambra, 2018
Sri Lanka: Nahazo ny vaton'ny faritra atsinanana ny governemanta
Natao ny Sabotsy lasa teo (10 may) ny fifidianana filan-kevitry ny Faritra Tatsinanana, ka nahazo vato 20 tamin'ireo seza 37 ny governemanta. Nahazo seza 15 ny Antoko Nasionaly Miray ary nahazo seza 1 avy ny JVP sy ny TDNA.
Fifidianana Filoham-pirenena Etazonia: Ny Teny Misy S… sy Eoropa
Ny famelezana farany tamin'ny fanentanana nataon'i McCain dia toa mihodina manodidina an'io teny mandratra manomboka amin'ny teny "S" io - sahala amin'ny ao anatin'ny hoe "Obama dia Sosialista". [...] Maro amin'ny olona eto no mino fa mitovy lanja ny sosialisma sy ny rafitra kaominista. Omaly, tao anaty trano etiopiana iray fisotroana kafé ao amin'ny faritra misy ahy ao Washington DC, valaka aho nanazava tamin'ireo mpividy vitsivitsy
Bahamas: Eritreritra momba ny fifidianana
Bahamas: Eritreritra momba ny fifidianana
Okraina: Fanamarihan'i Marat Gelman
Mba hiomanana amin'ny fitsidihany taorian'ny fifidianana tao Kyiv tamin'ny herinandro lasa teo, nijery ny Ukrayinska Pravda, loharanom-baovao antserasera malaza momba ny vaovao ara-politika, niara-naorin'i Georgiy Gongadze tamin'ny taona 2000 i Marat Gelman, mpisera LJ galerist, Rosiana mpandraharahana ara-javakanto, ary voalaza fa "mpanolo-tsaina miafina"an'i Victor Yanukovych.
Entina hanombanana ny zava-bitan'ny praiministra vaovao Pakistaney ny ‘Khan Meter’
Manontany ny amin'ny fahafahan'i Khan hanatanteraka ny fampanantenany ireo adihevitra miely be any Pakistana. Ho setrin'izany, dia nampiditra ny 'Khan Meter, fitaovana nomerika handrefesana sy hanoratana ny zava-bitan'i Khan anaty 100 andro amin'ny maha filohan'ny antoko PTI azy ilay tanora mpandraharaha teknolojia antsoina hoe Salman Saeed.
Fitempotempon'ny Tontolombolongana Saodiàna
Ka, inona ny zavatra tena mahaliana izay noresahin'ireo blaogera saodiàna nandritra ny fito andro? Ndeha ho ao anaty tontolombolongana saodiana isika no hanao ny fitsidihana isan-kerinandro fanaontsika mba ahitana azy
Alzeria: Fitarainana Napetraka Mahakasika Bilaogera Iray
“Tsy atahorako ny mandeha miatrika tribonaly satria aho resy lahatra fa toerana iray tsy maintsy aleha hiarovana ny zontsika ny hazomeloka. Ny mety ho ratsy dia ny mety ho fieritreretana fa hoe tsy azo kianina isika...."
Nepal: Fandraisana Malina An'ireo Mpikomy Ho Ao anaty Governemanta
Asa raha ho tanteraka ihany ny nofinofin'ireo vahoaka Nepaley mikasika ny Fandriampahalemana noho ny fidiran'ireo Maoïsta ao amin'ny governemanta.
Nanaiky ny fangatahan'ny Rosiana ny Google dia nanasivana lahatsary fanentanana fihetsiketsehana
Mbola tsy tapitra ity raharaham-panafintohinana farany indrindra ity noho ny fahitana ny Google ho ao anatin'ny krizim-pisiana, mitroatra amin'izay hitany ny mpiasa ao aminy noho ny fidiran'ny orinasany mankany amin'ny sivana.
Bangladesh: Firenena latsaka an-katerena, loharanom-baovao ny bilaogera
Nahita fiovana lehibe i Bangladesy vao haingana. Ny alakamisy alina, nanambara firenena latsaka an-katerena ny filoha Iajuddin Ahmed ary nametra-pialàna amin'ny maha-lehiben'ny governemanta vonjimaika azy, izay fitakiana voalohany nataon'ny firaisamben'ny mpanohitra. Nahemony ihany koa ny fifidianana amin'ny 22 janoary, izay voalaza fa efa vita ny dingana amin'izany.