Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Novambra, 2021
Undertones: Toy ny tosaka rano mangatsiaka ho an'ny mpampahalala vaovao ireo “sarintsarim” -pifidianana ao Nikaragoà
Journalists practice self-censorship, with propaganda channels dominating the attention.
Any Georgia, nandresy tamin'ny fifidianana fihodinana faharoa ny antoko Dream Party
Tao anatin'ny krizy ara-politika naharitra nanomboka hatramin'ny volana Oktobra 2020 no nanaovana ny fifidianana teo an-toerana, rehefa nanohitra ny fandresen'ny antokon'ny fitondrana Georgian Dream tamin'ny fifidianana parlemantera ireo vondrona mpanohitra.
Mpiara-miasa amin'ny fanavaozana ve ny Vondrona Eoropeana sy i Armenia?
Mampiseho ny fifandraisana lalina eo amin'i Yerevan sy i Bruxelles ny fampanantenan'ny Vondrona Eoropeana vao haingana momba ny fampiasam-bola mitentina miliara euros any Armenia ary nanavao ny fahatokisan'ny Vondrona Eoropeana ny lova navelan'ny revolisiona Armeniana 2018.
Ao Georgia, mifamory ny mpanao fihetsiketsehana ho fanohanana ny filoha teo aloha nogadraina
Ao Georgia, akaikin'ny mpanohitra anjatony no nifamory tamin'ny 6 novambra, miantso ny hamotsorana eo noho eo avy any am-ponja ny filoha telo aloha Mikheil Saakashvilli.
Nahoana no tsy afa-mandresy ireo antoko mpanohitra ao Japan?
Mbola tsy nety nahazo vato betsaka avy amin'ny mpifidy ihany ireo antoko mpanohitra, na dia nisy aza ireo ezaka handrindrana ny asam-panentanana nataon-dry zareo.
Fampitam-baovao tsy miankina maro kokoa nampidirin'ny manampahefana Belarosiana tao anaty lisitry ny mahery fihetsika sy nosakanana
Ny tranokalan'ny Deutsche Welle, Current Time sy ny mpiasa sy ny mpamaky ny BelsatTV ary ny NEXTA no lasibatra farany amin'ny famoretana mitohy ataon'i Belarosia amin'ny haino aman-jery tsy miankina sy ny fahalalahana maneho hevitra.