Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Marsa, 2014
Vatom-Pifidianana Hosoka Ataon'i Rosia Ao Krimea Nefa Tsy izy

Ny raharahan-tsary iray niteraka fanafintohinana momba ny fitsapa-kevi-bahoaka ny alahady teo ao Krimea no mahatonga ny Rosiana hanahy ny zavatra ratsy indrindra mety hitranga, eny fa na dia mampihomehy aza ny porofo hita.