· Desambra, 2018

Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Desambra, 2018

Però: Mankany amin'ny fihodinana faharoa

  27 Desambra 2018

Tapitra ny fifidianana tany Però, saingy hiverina izany satria tsy nanambara ampahibemaso ny zavatra efa fantatsika rehetra izy ireo: hisy ny fihodinana faharoa amin'ny fifidianana ary i Ollanta Humala sy Alan García no hifaninana amin'izany.

Serbia: Ny Fifidianana Filoham-pirenena

  13 Desambra 2018

Notanterahina ny 20 Janoary ny fifidianana filoham-pirenena tao Serbia. Nohamafisin'ny Kaomisionim-pifidianan'ny Repoblika (RIK) fa nandresy ireo mpifaninana sivy hafa i Tomislav Nikolic, mpifaninana avy amin'ny Antoko Radikaly Serba. Nahazo ny 39,4 isan-jaton'ireo vato izy, narahan'i Boris Tadic, filohan'i Serbia amin'izao fotoana sady mpitarika ny Antoko Demokratika, izay nahazo 35,42 isan-jato.

Serbia: Misafidy, na i Tadic na i Nikolic

Bilaogera Serba maro no manohana an'i Tadic sy ny fifandraisana akaiky kokoa eo amin'i Serbia sy ny Firaisambe Eoropeana, ary manohitra ny politika nasionalistan'i Nikolic. Ny sasany kosa anefa diso fanantenana amin'ny politikan'i Tadic nandritra ny fitondrany teo aloha ary mino fa nampahery ireo radikaly izany.

Bahrain: Ahmadinejad, Manohana sa tsia

Manana fifandraisana ara-tantara sy ara-kolontsaina marobe amin'i Iran i Bahrain.  Bahrainita marobe no manana fiaviana Persianina sy miteny Persiana, ary maro ny fiarahamonina Shiita ao Bahrain matetika mankany amin'ny toeram-pivavahana ao Iran. Tao amin'ny bilaogy sy sehatra fiadian-kevitra Bahrainita, marobe ny fanohanana an'i Mahmoud Ahmadinejad,..