Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Desambra, 2009
Tontolo Arabo: hevitra nanoloana ny fandrarana minaret any Soisa
Nanaiky ny handrarana minaret vaovao [tilikambon'ny moske silamo] tamin'ny alalan'ny fitsapa-kevi-bahoaka ny alahady 29 Novambra lasa teo ny 57,5%-n'ny mpifidy Soisa, izay manori-dalana ho amin'ny fanitsiana ny Lalampanorenana. Any amin'ny...