Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Jona, 2015
Amin'ny Fandrakofana ny Fifidianana Solombavambahoaka Ao Tiorkia, Fitaovana Iray Hatrany
'Mampiasa ny fotokevitra loharanom-baovao avy amin'ny vahoaka ny fikambanana ho fikatrohana ara-tsosialy sy fampandraisana andraikitra ny vahoaka, ampiasaina ho toy ny lasitra voalohany ho an'izay notefena ho "fanaovan-tsarintanin'ny mpikatroka mafana fo" '
Alohan'ny Fifidianana Solombavambahoaka Saropady Ao Torkia, Manadihady Momba Ireo Fanambarana Ara-politika Ny Tranonkala Iray Mpanara-maso Ny Tena Zava-mitranga
Ny mpanao politika? Mandainga? Sanatria!
Ahoana Ny Eritreritr'ireo Mpiara-miasa Amin'ny Global Voices Momba ireo Voka-pifidianana Solombavambahoaka Tao Torkia?
"Olona maro, tafiditra amin'izany ny tsy Silamo, ireo Kiorda, ary ireo vehivavy, samy tafiditra tao amin'ny parlemanta avokoa, izay mampisy fanantenana ny hisian'ny politika feno fifanajàna, miasa ary miralenta bebe kokoa."
Fanarahamaso Ny Fifidianana Antenantenam-Potoana Ao Meksika Miaraka Amin'ny #BreakTheFear
Nandritry ny fifidianana tao Meksika tamin'ny Alahady lasa teo, nanao fanentanana nomeny anarana hoe #RompeElMiedo (#ReseoNyTahotra) ny fikambanana ho an'ny fahalalaham-pitenenana ARTICLE 19 mba hanarahana maso ny fiarovana ireo mpanao gazety sy mpikatroka mpiaro zon'olombelona