Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Novambra, 2023
Iza ireo mpihoko ao anatin'ny “Mouvement du 23 mars” (M23) ao atsinanan'i RDC?
Mametraka ny lalàny amin'ireo mponina any atsinanan'i RDC ny vondrona mitam-piadiana M23. Fa ahoana ny tantaran'io hetsika io? Izany rehetra izany, mialoha ireo fifidianana ben'ny tanàna daholo.
Ny fomba ataon'ireo tanora avy any ambanivohitr'i São Paulo hidirana amin'ny sehatra pôlitika
Tsy misy herintaona akory mialoha ny fifidianana ben'ny tanàna hatao amin'ny 2024 ao Brezila, maneho ny fitakian-dry zareo manokana ireo tanora avy any ambanivohitra, momba ny fandaharanasa pôlitikam-pitondràna ao anatiny sy ivelan'ireo antoko
Madagasikara: Mafampàna ny raharaha mialoha fifidianana filoham-pirenena
Mbola mihozongozona ny toe-draharaha politika eto Antananarivo ary mitohy ny famoretana ny fihetsiketsehana. Mety hanahirana ny fifidianana 16 novambra 2023 raha tsy hita izay marimaritra iraisana.
Hamaky inona, hanaraka an'iza mba hahafantarana ny vaovao sôsialy sy pôlitika ao RDC?
Mazàna ny vanim-potoana alohan'ny fifidianana no feno an'ireo adihevitra sôsialy sy pôlitika, ary ho an'ireo kandidà dia ny media no sehatra tsara indrindra entiny mampita ny feony ho an'ny vahoaka
Ny krizy politika Malagasy araka ny fijerin'i Rijasolo, mpakasary
Nantsafain'ny Global Voices ny mpaka sary malagasy Rijasolo izay manangom-baovao ihany koa amin'ny toe-draharaha politika amin'ny alalan'ny sary manaitra mialoha ny fifidianana ho filoham-pirenena be mpanohitra.
Fifaranan'ny vanimpotoana iray ao Gabon: Bongo, Oligui ary ny anganonganon'ilay andrianan'i Münchausen
Nandritra ny 56 taona, fianakavioana tokana no nifehy an'i Gabon. Tena lalim-paka tany anatin'ireo rafi-panjakana io ka nahatonga ny tetezamita demaokratika ho toy ny fanamby tsy hay dinganina.