Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Avrily, 2021
Bilaogin'ny fifidianana tany Zimbaboe
(Lahatsoratra tamin'ny volana Aprily 2008) Ny 29 Martsa 2008 dia nantsoina hifidy tamin'ny fifidianana parlemantera sy filoham-pirenena ny Zimbaboeana. Andro maromaro taty aoriana, mbola tsy nambara ny valim-pifidianana ofisialy. Nanambara...
Tahaka ny ahoana ny nanararaotan'ny governemantan'i Azerbaijan ny lavaka amin'ny Facebook—an-taonany maro
Fanadihadiana nataon'ny The Guardian no nampiseho fa noleferin'ny Facebook ny fihoaram-pefy natao tao amin'ny sehatra tany amin'ireo firenena bitika toa an'i Azerbaijan noho ny fanaovany ho laharam-pahamehana izay miantraika amin'i Etazonia sy ny mpifanandrina aminy.
Fikatsoana tsy nampoizina tamin'ny fifidianana any Samoa sy ilay politisiana hanangana ny mpanjaka na mpanjakavavy
"Efa nampanantena antoko mpanohitra matanjaka ny valim-pifidianana, singa iray tena ilaina amin'ny demokrasia izay tsy hita nandritra ny folo taona."
Mbola mikatona ny media sosialy ao Ogandà, herinandro maro aty aorian'ny fifidianana
Voafidy ho amin'ny fe-potoana fahenina ny mpitarika efa ela an'i Oganda Yoweri Museveni , raha miampanga ny mpifaninana Bobi Wine fa misy ny tsy fanarahan-dalàna goavambe, herisetran'ny fanjakana, fampitahorana ary fanorisorenana.
Nampiato ny varotra ho an'i Belarosia sy Rosia ny orinasam-pitsikilovana finday Israeliana
Nanambara ny Cellebrite, orinasam-pitsikilovana nomerika Israeliana fantatra amin'ny fanamboarana fitaovana rindrambaiko ampiasaina hanangonana angondrakitra avy amin'ny finday avo lenta, fa hampitsahatra ny varotra amin'ny fanjakana sy amin'ny mpitandro ny filaminana Rosiana sy Belarosia.
Mampisy fifandirana ny tononkira ka tsy afa-mifaninana amin'ny Eurovision 2021 i Belarus
Hitan'ny European Broadcasting Union fa "manitsakitsaka ny fitsipiky ny fifaninanana tsy manaiky ho fitaovana politika na mampisy fifandirana" i Belarus