Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Marsa, 2024
Maneho hevitra tamin'ny fahafatesan'ny mpanohitra Agbéyomé Kodjo tany an-tsesitany ny Togoley
Lasa toerana mahazatra hiafaran'ny fiainan'ny mpanohitra ny fitondrana Togoley ny sesitany. Agbéyomé Kodjo no farany teo, izay maty tamin'ny 3 martsa 2024 tany Ghana.
Miroso amin'ny fifidianana ifotony i Torkia
Mitodika any amin'i Ekrem İmamoğlu an'ny CHP, izay efa niasa nandritra ny dimy taona sy amin'i Murat Kurum an'ny AKP, minisitry ny tontolo iainana, ny tanàn-dehibe ary ny fiovan'ny toetr'andro teo aloha, ny maso rehetra.
Nolazaina tanaty hetsi-panoherana sy filazana ho fisian'hosoka ireo mpandresy tamin'ny fifidianana tao Indonezia
"Heverinay fa mitombina ho an'ny vahoaka ny manontany (misalasala) ny vahoaka amin’ny voka-pifidianana, miainga amin’ny dingana ahiana ho misy hosoka sy miterak'olana."
Tsy hirotsaka hofidiana amin'ny fifidianana any Tiorkia tokoa ve ny filoha Erdoğan?
Volana maromaro taorian'ny fifidianana ankapobeny, sy herinandro vitsy mialoha ny fifidianana eo an-toerana, toa manjavozavo ny fanamarihan'ny filoha Erdoğan tsy hirotsaka hofidiana intsony.
Tchad: namoy ny ainy ny mpanohitra voalohany ny hery ara-miaramila, Yaya Dillo Djérou
Fahavoazana lehibe ho an'ny Tshadiàna mpanohitraa ny fahafatesan'ilay mpanohitra Yaya Dillo Djérou, roa volana mialoha ny fifidianana filoham-pirenena amin'ny volana Mey 2024 any Tchad.