Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Mey, 2016
Miverina Amin'ny Laoniny Ankehitriny Ny Media Sosialy Ogandey Rehefa Avy Notapahana Nandritra Ny Andro Maro
Nandidy ireo tranonkala hikatona noho ny "antony ara-pilaminana" ny Vaomieran'ny Fifandraisana tao Oganda talohan'ny fanokanana ny filoha Yoweri Museveni. Nanakana ny fidirana tamin'ny media sosialy ihany koa ny manampahefana nandritra ny fifidianana tamin'ny volana Febroary.
Ogandà: Tsy Ho Alefa Amin'ny Fahitalavitra Ilay Fanentanana Fihantsian'ny Mpanohitra
"Mahamay ny taorian'ny #AndroManerantanyHoAnyFahalalanGazety. Tonga ny VazivazyMediaOgandà. Maneso"
Mitsikera Mafy An'i Shina Noho ny Fanjavonan'ireo Mpivaro-boky ao Hong Kong Ny Vondrona Eoropeana
"Ahitana fanitsakitsahana ny zon'olombelona sy ny fahalalahana fototra ny raharaha fanjavonan'ireo mpivaro-boky tao Hong Kong ary miteraka fanahiana goavana amin'ny tany tan-dalàna eo ambanin'ny rafitra "firenena iray, rafitra roa..."
Nahoana no Manalokaloka ny Adihevitry ny Kandidà ho Filoha ao Filipina ny Avelon'ny Nazi?
After being accused of corruption in a televised debate, the Philippine vice president conjured the ghost of Nazi propaganda minister Goebbels. Rehefa avy noampangaina ho nanao kolikoly tao amin'ny adihevitra tao amin'ny fahitalavitra, ilay filoha lefitra Filipina dia niseho ho alokin'ny fampielezan-kevitra Nazi an'i Goebbels.