Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Jolay, 2015
Sariitatra mampitsiky mitaratra izay fanahian'ny olona amin'izao ankatoky ny fifidianana ao Myanmar izao
Sariitatra ara-politika miresaka fahadisoana maro amin'ny lisitry ny mpifidy, fampielezan-kevitra mialoha ny fotoam-pifidianana, fitondrana miaramila ary ny fanirian'ny filoha hanompo indray amin'ny fe-potoana faharoa no miely fatratra ao amin'ny Facebook amin'izao fotoana izao.
Olana Telo Mikiky Ny Filoha Nalaza Indray Mandeha Tao Chile
Ahoana no hiatrehan'ny Filoha Michelle Bachelet ny tsy fankatoavana ny fitondrany misy amin'izao fotoana izao, ary afaka hiatrika marina miaraka ny kolikoly izay mandrahona ny fahafahany mitondra ve izy?
Sangy Ratsy Tafahotra Fa Tsy “Hery” No Fahitan'Ireo Mpisera Ilay Antoko Politika Vaovao Ao Trinidad & Tobago
Fanombohana mahatsikaiky tsy niniany natao no niaingàn'ilay vondrona "The Third Mouvement". Maro tamin'ny mpisera ety anaty aterineto no naka ilay fomba Trinbagoniana amin'ny fanononana ny "th" ho "t" hanovana anarana ilay vondrona ho "The Turd Force", fenoina aminà vazivazy mikasika ireo toeram-pivoahana sy ireo fihetsiky ny tsinay miolankolana.