· Mey, 2009

Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Mey, 2009

Iran: ex-mpiambina revolisionera mirotsaka hofidiana ho filoham-pirenena mampiasa aterineto kely

  21 Mey 2009

Anisan'ny efatra tsara vintana nofantenan'ny filan-kevitry ny mpiambina revolisionera any Iran ny mpitarika revolisionera tany Iran teo aloha Mohsen Rezai hifaninana amin'ny fifidianana ho filoham-pirenena hotontosaina ny 12 jona ho avy izao. Maivana ny fampielezankevitra an-tseraseran'i Rezai mitaha amin'ny an'ireo telo hafa mifaninana aminy, saingy vitany lisitra ao amin'ny vohikalany fanaovany propagandy ny anaran'ireo mpamaham-bolongana manohana azy.

Fifidianana Indiana 2009: Andriamanitra sy ny Firenena

  05 Mey 2009

Ny fifidianana ataon'ny indiana amin'izao fotoana izao dia nampivoitra fa misy triatra lalim-paka eo amin'ny valaben'ny resa-pinoana no amin'ity firenena ity. Ireo blaogy dia samy nameno ny azy amin'izao zava-mampiahiahy...