Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Desambra, 2016
Matahotra ny Gambiana Fa “Mampidi-doza ny Fiainan'ny Olom-pirenena” Ny Filoha Jammeh Noho ny Fitsipahany Ny Voka-pifidianana
Tamin'ny fandaharana tamin'ny fahitalavitra, nitsikera ny vaomieran'ny fifidianana i Jammeh ary nanolo-kevitra ny hanaovana fifidianana vaovao karakarain'ny olona "matahotra an'Andriamanitra".
Albaniana avy ao Makedonia Nivoaka ny Tsipika Ara-Poko Handatsa-Bato Ivelan'ny Antoko Mitondra
Manana anjara toerana lehibe eo amin'ny politika Makedoniana ny resaka foko, ary ny Albaniana no foko faharoa maro an'isa indrindra ao amin'ny firenena.
Nanome Tsiny ny CNN Noho ny Vaovao Diso Momba ny Fireneny Taorian'ny Fifidianana Ny Ghaneana
"Tati-baovaon'ny kamo avy amin'ny @CNN ao anaty tantara mahafinaritra. Tsy mba misy fahasamihafana kely, fa marika mahazatra "Mijaly ny Afrikanina."
Ry Tanora Liam-Pandrosoana Nitsangam-bolo Tamin'ny Fandresen'i Trump…

"Tena zava-doza ho an'ny firenena ve raha toa ka manana zo hanana ny governemanta tiany ho amin'ny fitondrana ny antsasaky ny firenena ?"
Mampiseho ny Tatitra fa Mahazo “Tiako” Betsaka Kokoa ny Kandidà Mpanohitra ao Ghana ao amin'ny Facebook, Ny Filoha Am-perinasa Kosa no Mitarika ao amin'ny Twitter
Nampiseho ny tatitra fa lasa foiben'ny endrim-pifandraisana ho an'ny karazana mponina rehetra ny media sosialy, indrindra eo amin'ireo antoko politika sy ny mpitarika azy ireo izay miantehatra hatrany amin'ity media vaovao ity amin'ny firotsahana an-tsehatra miaraka amin'ny mpifidy azy ireo.."
Fomba iray Handikàna ny Fifidianana Filoham-pirenena any Nikaragoà: ‘Demokrasia Tsy Misy Fifanarahana’
"Tsy mitarika ho amin'ny fifampiresahana io kabary io, ary tsy miteraka fientanana eo amin'ny fitondrantenan'ny olom-pirenena."
Niainga Tamin'ny Fikasana Hangalatra Ny Anaran'ny Antoko Mpanohitra Ny Fampielezan-kevi-pifidianana Makedoniana
Fantatra fa hotontosaina amin'ny 11 Desambra 2016 ny fifidianana solombavambahoaka mialoha ny fotoana ao Makedonia. Efa nanome vokatra goavana mampiady hevitra sahady ny fampielezan-kevitra ofisialy nanomboka tamin'ny 21 Novambra 21, tsy lazaina intsony ny fofon'ny rivotry ny fiovana.
Vaovao Lainga, Fifidianana Milamina Sy Zavatra Maro Hafa Ao An-tsain'ireo Ghaneana Alohan'ny Fifidianana
Fampahatsiahivana amin'ny maha-mpinamana , tsy voatanisa ireo valiny maranitra tao amin'ny media sosialy, ny firehetam-po, ny zava-misy sy ny tarehimarika . Isaina ny vatonao . Mandehana mifidy!
Tsy Mampino, Nandresy Tamin'ny Fifidianana Filoham-Pirenena Tao Gambia Ny Antoko Mpanohitra
Tsy nampoizina sy nahafaly ireo Gambiana maro sy izao tontolo izao ny valim-pifidianana niampy ny faneken'i Jammeh ny fahareseny.
Misokatra Ao Anatin'ny Fanakatonana Ny Fifandraisana Ny Fifidianana Ao Gambia
Nanakatona ny serasera ivelany rehetra i Gambia tamin'ny alàlan'ny fanakanana ny aterineto sy ny antso iraisam-pirenena raha vao nanomboka ny fifidianana filoham-pirenena ireo olom-pirenena.