Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Febroary, 2017
Nihemotra Haingana ny Fanentanana #DabChallenge Nataon'ny Filoha Kenyana Rehefa Namorona ny #DabOfShame Ireo Mpitsikera
"Mijaly amin'ny haintany ireo Keniana ary ny dab #DabOfShame [Dabn'nyHenatra] no zavatra hany takiantsika."
Fampielezankevitra Miresaka ‘Fianjerana Fiaramanidina’, Miteraka Adihevitra be Momba Ny Fifidianana Filoham-pirenena Serba
''Tsy mbola nisy olona tao anatin'ny tantara politika nanao [doka fampielezankevitra] mampiseho fa vonona ny hitondra ny vahoaka amin'ny fahafatesan'izy ireo izy raha toa ka tsy manatanteraka ny baikony ry zareo.''
Mitsipaka ny Lalàna Mety Hitarika Mankany amin'ny Kolikoly ny Filoha Vaovao ao Bolgaria
Ny fanitarana ny fe-potoana ho tsy manam-pahataperana dia fomba hanomezana ho an'ny tsy miankina ny tolotra, ny zo ary ny asa, izay iantohan'ny fiarahamonina ho an'ny olom-pireneny nefa tsy amidy ireo!
Mitaky Fampihenàna Ny Vola Miditra Amin'ny Antoko Politika Ny Hetsika Iray Ao Meksika
#SinVotoNoHayDinero, hetsika tarihin'ireo solombavambahoaka tsy miankina roa mba hampihenàna ny vola miditra amin'ny antoko politika.
Ady Amin'ny Vaovao Tsy Marina, Olana Tsy Azo Atao Ambanin-javatra amin'ny Fifidianana ho Filoham-pirenena
Tsy asa mora ny manavaka ny vaovao marina sy ny tsy azo antoka
Porofoin'i Ghana fa Tsy Nofinofy Ny Fifidianana Am-pilaminana, Malalaka ary Mifandanja Ao Afrika
"Iray amin'ireo firenena Afrikana tsy manome zavatra ratsy hotaterina amin'ny media tandrefana mikasika an'i Afrika mihitsy i Ghana."
Manana Hevitra Ho Zaraina Amin'ny Mpanohitra An'i Trump Ireto Venezoeliana Ireto
"Be patient with democracy and struggle relentlessly to free yourself from the shackles of the caricature the populists have drawn of you [...] I know: I’m from Venezuela." "Manàna faharetana amin'ny demokrasia ary miadia tsy mitsahatra mba hanafaka ny tenanao amin'ny gadran'ny sariitatra anaovan'ny mpiaro ny tombontsoam-bahoaka anao [...] Fantatro izany: avy ao Venezoela aho."