· Septambra, 2012

Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Septambra, 2012

Venezoela: Misy Loza Mananontanona an'i Mata Redonda Ve?

  09 Septambra 2012

Mampiasa fampahalalam-baovao an-tserasera ny mponina mpifanolobodi-rindrina ao Mata Redonda, tanànan'i Venezuela ao Maracay, mba hampahafantarana ny loza mety hitranga raha toa ka mirodana ny rindrina manasaraka ny faritra ao amin'ny Renirano Valencia. Nanomboka ny adihevitra taorian'ny fandefasana lahatsary tao amin'ny YouTube sy ny fanaparitahana izany tamin'ny Twitter sy Facebook. Nitondra nankany amin'ny...