Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Novambra, 2010
Madagasikara: Fikasana hanongam-panjakana mandritra ny referandaomy
Notanterahina teto Madagasikara tamin'ny 17 novambra 2010 teo moa ny fitsapan-kevi-bahoaka nampiady hevitra ny olona izay takon'ny filazana fanonganam-panjakana tsy nisy ra mandriaka indrindra hatramin'izao nitranga teto amin'ny nosy.
Nahazo filoham-pirenena vaovao i Zanzibar, fitaintainana tany an-toerana
Navoakan'ny Komisiona momba ny Fifidianana tany Zanzibar omaly efa hariva be fa i Dr Ali Mohamed Shein avy ao amin'ny antoko Chama Cha Mapinduzi (antoko revolisionera) no nandrombaka ny fandresena...
Madagasikara : Antenaiko ho “pont” hatramin'ny faha-16 mihitsy aza!
Ny mpiblaogy Lay Andriamialy dia mitatitra ireo fomba fijery samihafa ananan'ny sarambambem-bahoaka manoloana ity fitsapan-kevibahoaka momba ny lalam-panorenana vaovao ity: - Est-ce que le 17 Nov sera férié? – J'espère...
Jordania: Hifidy sa tsy hifidy?
Miady hevitra amin'izay mahamety ny hifidianana na tsy hifidianana mpikambana parlemantera hotontosaina ny 9 novambra 2010 ity ny fiarahamonin'ny Twitter Jordaniana.
Côte d'Ivoire: Fifidianana filoham-pirenena an-tsary
Nanatontosa ny fandrotsaham-batony tamin'ny alalan'ny fifidianana filoham-pirenena voalohany indray tao anatin'ny folo taona izao ny alahady 31 oktobra teo ny mpifidy voasoratra anarana any Côte d'Ivoire. Indreto ny sary voafantina hita tao amin'ny Twitter nandritra ny androm-pifidianana