Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Jona, 2018
Manatona ny fifidianana, miatrika fanafihana na fakana an-keriny ny Pakistaney mpanao gazety na mpikatroka
Ity fifidianana ity no hanamarika ny fotoana faharoa isian'ny tetezamita (famindram-pahefana) demaokratika eo amin'ny tantaran'ny firenena.
Nepal: Resaka Hafa Indray
Miketrika fifanarahana fandriampahalemana vavao indray ny fiarahan'ireo antoko fito sy ry zareo Maoista. Niharan'ny tifitra avy amin'ny ankolafy maro isankarazany ilay fifanarahana farany nisy teboka valo vitan-dry zareo.
Arabisc: Fifidianana Any Bahrain, Fahafatesan'Ankizy, Fahalalahana Manjavozavo !
Nifidy fanindroany ny ho solombavambahoaka teo amin'ny tantara vaovaony i Bahrain . Manodidina ny 300.000 ireo mpifidy nandeha nandatsa-bato. Isan'izany ilay mpitoraka bilaogy Haythoo, izay nanantena ....... ny 'antokony'. Fa ankoatra izany ireo tranga hafa miseho eo amin'ny firenena, samy tantarain'ny mpitoraka bilaogy avokoa ireny.
Ozbekistana: Kajikajy tamin'ny fifidianana parlemantera
Araka ny efa nampoizin'ireo manam-pahaizana samihafa, nankasitrahana ny fifidianana solombavambahoaka tany Ozbekistana. Namoaka izany vaovao izany ny filohan'ny Vaomiera Misahana ny Fifidianana, Mirza-Ulugbek Abdusalomov ny harivan'io andro io ihany (27 desambra),
Iran: Reformista sady bilaogera mpikatroka voasambotra
Satria mbola manohy ny fihetsiketsehan'izy ireo manerana an'i Iran ireo mpanao fihetsiketsehana mba hanohitra ny voka-pifidianana filoham-pirenena tamin'ny 12 Jiona, nisambotra mpikatroka an-jatony ny manampahefana Iraniana, ka anisan'izany ireo bilaogera.
Nepal: Mbola tsy manana mpitarika
Iray volana mahery taorian'ny fametraham-pialan'ny praiminisitra Madhav Kumar Nepal, mbola tsy manana mpitarika ny Repoblika Demaokratika Federalin'i Nepal. Tsy nahavita nanome mpandresy mazava ny fifidianana in'efatra, misy ny fifidianana faha-dimy ho atao amin'ny 18 aogositra.
Ireo Feo Avy Any Azia Atsimo
Famintinana fohifohy mikasika ireo zava-nitranga tao Azia Atsimo (2006).
Rosia – Etazonia .: Nandresy i Obama, Nandray Fitenenana i Medvedev
Ora vitsy taorian'ny fandresen'i Obama tamin'ny fifidianana ho filoham-pirenena Amerikana, nanao ny lahateniny (amin'ny teny Anglisy) voalohany ilay filoha Rosiana, Dmitry Medvedev, teo anoloan'ny Filankevitry ny Federasiona Rosiana. Nahasarika ny sain'ny firenena sy ny an'ny Tandrefana ny fanambaràny.
Madagasikara: Iza ireo kandidà lehibe ho filoham-pirenena?
Ahiana hisy fifandirana vaovao eo amin'ny politika malagasy indray ny fifidianana ho filoham-pirenena hoavy.
Pakistàna: Blaogy-o-Fahombiazana
Ao anatin'ny natiorako tena tia manao soa ny mpiarabelona, tapaka ny hevitro hizara aminareo tsiambaratelo iray mampivarahontsana, nafenin'ny mpibaiko ambony an'ny Cyber Templar nandritra ny taona maro