Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Jolay, 2018
30 Jolay 2018
Madagasikara: Kianin'Ireo Mpitoraka Bilaogy Malagasy Any Frantsa Ilay Politikan'i Sarkozy Momba Ny Fifindràmonina
Ny famoronana minisitera iray misahana ny fifindràmonina sy ny maha-olom-pirenena no fandaharanasa iray izay heverin'ny filoha frantsay vaovao, Nicolas Sarkozy. Tsy maintsy manaiky io hetsika hentitra io ireo mpifindramonina efa ela niainana tao Frantsa. Nampiady hevitra ireo mpitoraka bilaogy malagasy monina any Frantsa izany ....
29 Jolay 2018
Meksika : Ireto Ny Sasany Amin'Ireo Adihevitra Nanjaka Tao Amin'ny Aterineto Nandritra Ny Fifidianana Filoham-Pirenena
Mamakafaka ny fizotry ny fampielezankevitra tao amin'ny haino aman-jery sosialy ity fizarana fahefatra sady lahatsoratra farany amin'ny andiany momba ny fifidianana filoham-pirenena Meksikàna ity.
Nepal: Fiaingana vaovao miaraka amin'i Madhav Kumar Nepal ?
Taoriana herinandro maro niadiana varotra teo amin'ireo antoko politika nepaley, "voafidy" handray ny andraikitra Praiminisitra ao Nepal i Madhav Kumar Nepal, ilay mpitarika kaominista efa za-draharaha ary sekretera jeneraly taloha tao amin'ny Antoko kaominista nepaley (masksista sy leninista mitambatra ) na PCN (MLU).
25 Jolay 2018
Fanentanana “rantsan-tanana madio” ao Kambodza mandrisika ny mpifidy hanao ankivy ny fifidianana “sarintsariny”
Tsy misy tena fifidianana rehefa tsy misy CNRP! tsy mifidy, tsy misy tanana maloto!
22 Jolay 2018
Italia, Tonizia: Tenina Mpifindra Monina Mikasika ny Lohataona Arabo
Inona no hevitr'ireo mpifindra monina mipetraka ao Italia momba ny hetsika vao haingana tao Afrika Avaratra? Inona no hetvit'izy ireo mahakasika ny anjara asan'ny Aterineto? Ny fijoroana vavolombelon'izy ireo dia nangonina tao anatina lahatsary fanadihadiana izay nalefa mandritra ny Fihaonana ''Tonizia, ny vanim-potoanan'ny jasmina'', nandritra ny fetin'ny sarimihetsika Immaginafrica, ny...
19 Jolay 2018
Netizen Report: Mitohy ny fitondran'i Erdogan dia mbola ho voahenjika izany ireo mpanao gazety — mpandika teny ve no manaraka?
Atolotry ny Advox Netizen Report ny tatitry ny fanamby, fandresena, fironana misongadina momba ny zo an'aterineto manerana izao tontolo izao.
Kambodza : Halalaka, Tsy Hitongilana, Hivelatra Ny Fifidianana Hoy Ny Governemanta – Fa Zavatra Hafa No Lazain'ny Fiarahamonim-Pirenena
Noravan'ny governemanta ny antoko mpanohitra matanjaka, napetrany ny fitsipika hifehezana ny mpanaramaso ny fifidianana, novelariny ny fifehezany ny aterineto sy ny haino aman-jery sosialy, ary notoriany ny tsy fandoavan-ketran'ireo haino aman-jery mpampahalala vaovao mpanao fanakianana.
17 Jolay 2018
Vonona hiverina tany Pakistan ny praiminisitra teo aloha Nawaz Sharif sy ny zananivavy hampakatra ny raharaham-pitsarana iampangana kolikoly azy ireo
"Fivoarana lehibe eo amin'ny ady amin'ny kolikoly ity didim-pitsarana ity, ary tsy maintsy hoentina anaty boky izay nandroba ny firenena ireo mpanao kolikoly tsirairay avy"
15 Jolay 2018
Tanzania: Bodoin'i Obama Ny Tontolom-bolongana Swahili
Na manohana an'i Obama aza aho, heveriko fa mbola aloha loatra izao ny hisainana ny fampidirana azy ho ao anaty lisitr'ireo filoham-pirenena amerikana lehibe indrindra. Ry Chemi anabaviko, mila manaporofo izany izy mandritra ny fotoana itondrany ary aorian'izay isika vao afaka hiresaka an'io.
12 Jolay 2018
Ny mahazavadehibe ny fananana mpikatroka Afro-feminista ao amin'ny governemantan'i Costa Rica

"Raha novonoina amin'ny maha mainty, feminista ary amin'ny maha feo mpanivaka azy eo amin'ny politika i Marielle Franco tao Brezila, dia mpitarika nankatoavina avy ao amin'ny hetsika Amerika Latina Mainty hoditra i Epsy Campbell, izay lany ho filoha lefitr'iCosta Rica...."
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...
Miarahaba an'i jentilisa. Ity no hasiako fanamarihana manokana "Tsy maintsy mahay manoratra amin'ny teny Frantsay ianao...