· Marsa, 2008

Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Marsa, 2008

Angola: Mbola azo atao tsara ny mitolona

  29 Marsa 2008

“Nikarajia (ni-chat) nandritra ora roa tamin'Atoa Anthony Alberto Neto, filohan'ny Antoko Demokratika Angoley (PDA) aho. Amin'izao fotoana mampitombo isa ny Angoley any ampielezana (anatin'izany aho) manontany tena hoe mbola tokony...

Nizeria: Vohikala ho an'i Obama

  27 Marsa 2008

David Ajao no miresaka momba ny fisokafana vohikala iray hanohanana an'i Obama any Nizeria: Manopy maso mandrakariva ao amin'ny fanaovana dinika amin'ny aterineto Nairaland be mpanaraka indrindra ao Nizeria aho...

Armenia: Kolontsaim-panoherana

  19 Marsa 2008

Nanoratra ny heviny momba ny taratasy misokatra nosoratan'olomalaza dimy any amin'ny taranjan-kolontsaina manavanana azy avy ka voasoratra ao ny toe-draharaha politika any Armenia i Unzipped. The signatories Nanolo-kevitra ny hisiana fifidianana...

  17 Marsa 2008

Mamela hafatra momba ny op-ed nosoratan'ny prezidanta voafidy Serge Sargsyan sy ny mpisolo vava tao amin'ny parliamanta taloha Artur Baghdasarian, voatontan'ny Washington Post i Unzipped. Ity op-ed ity dia valin'ny...

Armenia: Valintenin'ny mpitondra fanjakana

  16 Marsa 2008

Unzipped no mitatitra fa efa nivoaka ny filazana ofisialy momba ilay lahatsary niparitaka  nampiseho ny sampan'ny mpitandrony filaminana nitifitra mivantana teo anoloan'izy ireo ankoatra ny fitarainana nataon'ny mpitondra fanjakana. Nolazain'ny...