· Jolay, 2008

Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Jolay, 2008

Dominika sy USA: Politika sy Olona

  31 Jolay 2008

“Liana dia liana amin'ny fizotry ny fifidianana Amerikana i Chris ao amin'ny Dominica Weekly , ary mitarika azyizany hitodika amin'ny toetoetran'ny politika ao an-tanindrazany: “Angamba ny zavatra mahomby indrindra azontsika atao dia ny milaza ny marina amin'ny manampahefana, midradradradra izay ilaintsika, mitaky ny zo sasantsasany, tahaka ny fitsaboana, fahampiantsakafo, ary...

Afghanistan: Namako omaly, fahavaloko anio

  26 Jolay 2008

The Rumi no mitatitra fa nesorin'ny Filoha Karzai tamin'ny toerany ny Minisitry ny Fitsarana tamin'ny 16 jolay rehefa nilaza ny fikasany hirotsaka hofidiana ho filoham-pirenena amin'ny taona ho avy io.

Mongolia: TV-mpirenena voasivana noho ny fitongilanana

  18 Jolay 2008

Tom Terry no mampahafantatra ny mpamaky fa nosivanin'ny vaomiera maharitry ny mpanao lalàna ao amin'ny Antenimiera ny TV-mpirenena Mongoliana (MNTV) noho ny tsy fahasahiany nanao ny asa  maha-manao gazety azy tamim-pahaleovantena nandritra ny rotaka (ilay fandorana ny foiben'ny antoko komonista teo aloha) teo sy ny nanarahany ny fametrahan'ny filoha ny...