Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Oktobra, 2007
Arzantìna : Efa nandresy sahady angaha ilay Ramatoa ?
Ny mpiblaogy El Opinador Compulsivo dia mihevitra fa « mazava ho azy » fa tsy maintsy mandresy Ramatoa Cristina Kirchner [vadin'ny filoha eo am-perinasa] fa mba fombafomba fotsiny ny anatanterahana...
Kenya : Ny « Safidin'ireo Mozolmana » anivon'ny politika any Kenya
Ny mpiblaogy Amir Ibrahim dia mitatitra ny momba ireo Mozolmana sy ny paikam-pifidianana any Kenya : « There has been a trend in Kenyan politics and this most prevalent among...
Pakistana Taitran’ny Fanafihana
Tamin’ny fiverenan-dramatoa Benazir Bhutto, praiminisitra teo aloha, avy any an-sesitany valo taona sy tapany, dia filaharam-bahoaka manohana azy anarivony maro sy mpanao vivery ny ainy roa nanapoaka ny baombany no...
Kôlômbia : Fampanantenan'ny kandidà ho ben'ny tanàna
Ny mpiblaogy Velvet ao amin'ny PISO TR3S [Espagnôla] dia mitantara ny kandidà ho ben'ny tanàna any Medellina iray, izay mampanantena aterineto malalaka sy maimaim-poana hoan'ny rehetra sy solosaina iray isaky...
Philippines: Hevitra taorian'ny fialan'ny fialan'ny filohan'ny Vaomieran'ny fifidianana
Nivelatra be tao anatin’ny fotoana fohy ny raharaha maizina nentin’i Mong Palatino nananika ny lapan’ny filoha Niala tsy satry tamin’ny andraikitra mahafilohan’ny Vaomieran’ny fifidianana azy manko i Benjamin Abalos tamin’ny alatsinainy rehefa...
Nilamina ny Fifidianana teto Madagasikara saingy matroky ny fahavitsian’ny mpifidy sy ny hosoka.
Fandresena miezinezina no azon’ny antoko politikan’ny filoha Ravalomanana Tiako i Madagasikara (TIM) raha nahatafiditra depiote 106 amin’ny 127 iadiana izy na dia vitsy dia vitsy aza ny nifidy azy: 19.42%...