· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Fifidianana tamin'ny Mey, 2008

Cap Vert : Adiny telo ny filaharana hifidianana

  20 Mey 2008

Eileen Barbosa no mitatitra ao amin'ny Soncent fa naharitra hatramin'ny adiny telo ny filaharana hifidianana omaly [Alahady 18.05.2008] tany Cap Vert : Pessoalmente, achei muito pouco admissível, mas muita gente...

Zimbaboe : Handrombaka ny fitondrana

  20 Mey 2008

Ao amin'ny blaogin'ny kubatana.net, i Amanda Atwood no miantso ny vahoaka any Zimbaboe mba handrombaka ny fitondrana hiverina indray eo am-pelatànany : As Zimbabweans, we also have to start taking...

Zimbaboe : E-Sary hoan'ny Demôkrasia

  20 Mey 2008

Sokwanele no manapariaka ao amin'ny This is Zimbabwe ny hetsika voiziny eto anivon'ny Aterineto ka ampiasany E-Sary mikasika an'i Zimbaboe: Sokwanele will be releasing regular e-card designs in the days...

Cap Vert : Fotoam-pifidianana izao

  19 Mey 2008

Abraão Vicente no manapariaka hosodokon'i Gilbert & George ao amin'ny Um Janela Prindadu na Paredi Mundu handravaka izay fijeriny ny fifidianana izay hotanterahina aty ho atsy any Cape Vert :...

Armenia: Angom-baovao

  18 Mey 2008

Manangona ny vaovao nandritra ny herinandro i Ny Mpandinika Armeniana (The Armenian Observer) ary milazalaza ny heviny ihany koa. Efa nampoizina ihany ny lohahevitra nibahana tamin'ny fampahalalam-baovao fa ny toe-draharaha...

Serbia: Ny fifidianana parlemantera

  12 Mey 2008

Fanehoan-kevitra iray ao amin'ny A Fistful of Euros‘ mikasika ny fifidianana Serba: “Tsy nisy nanampo ny valim-pifidianana saingy hoy aho hoe misy hafatra tian-kampitain'ireo mpifidy araka ny fijery serba milaza...

Rosia: George Watts sy Dmitry Medvedev

  12 Mey 2008

Robert Mackey no manoratra ao amin'ny the New York Times’ The Lede momba  “ny ‘Feon'i Rosia Ankehitriny'” – sy ny feon'ny filoha Dmitry Medvedev nandritra ny lanonam-panokafana: “[…] George Watts,...