Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Desambra, 2013
Aostralia: Tsy Ny Rehetra No Mankasitraka Ny Tenona Avy Any Anaty Lalan-jaza
Taokanto ve ny tenona avy any anaty lalan-jaza? Tsy firesakao andavanandro izany ao Aostralia ao.
Malek Jandali, mpitendry piano Syriana : “Mila fahalalahana ny tena zava-kanto”
Matahotra izay mety hanova ny fanahin'ny olombelona ny mpanao didy jadona, ka lasa manenjika ny artista sy ny manampahaizana, hoy ny mpihira syriana Malek Jandali.
Ny Teny Malaza 4 Tsy Afaka Am-Bavan'ny Maro Tao Japana Tamin'ny 2013
"Imadesho", midika hoe "ahoana ny amin'izao?!", ary ny "baigaeshi", midika valifaty, no teny tafiditra nahazo ny faratampony tamin'ny lisitry ny teny malaza vaovao tao Japana tamin'ity taona ity.
Mahita “Olo-masina” Ho Azy Ireo Ny Nasionalista Rosiana
Niteraka fanaovana kisarisary fanalàna azy vaovao ho an'ny hetsik'ireo nasionalista hiringiriny sy mpanohitra ny mpila ravinahitra ny fitifirana iray nitranga ny 23 Novambra 2013 tao amin'ny Fiantsonam-piarandalamby ambanin'ny tany ao Maosko
Voafidy Hampiantrano Ny “Expo2020″ i Dubai!
Dubai no voafidy hampiantrano ny Fampiratiana Ara-barotra Manerantany "World Expo trade" amin'ny 2020. Mankalaza izany ny tontolon'ny Twitter.
Mitomany An'i Ahmed Fouad Negm, ilay Poetin'ny Vahoaka i Ejipta
Nodimandry omaly teo amin'ny faha-84 taonany i Ahmed Fouad Negm, ilay Ejiptiana poetin'ny Revolisiona. Mitomany noho ny fahafatesany ireo mpisera anaty aterineto manerana ny tontolo Arabo.