· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Desambra, 2007

Serbia : “Novokarina ho meloka”

  29 Desambra 2007

Ny teny moa eto dia milaza ny fanamelohantena ananan'ny Serba. “Amin'ny alalan'ny fanariana io fanamelohantena io ihany sy amin'ny alalan'ny fahafantarana izay namolavola io fampanamelohan-tena io sy ny tanjona nokendreny...

Marôka : Krismasy any Maghreba

  17 Desambra 2007

Ny dia ny fivavahana Silamo aza no fivavahan'ny ankamaroan'ny mponina any Marôka ary na dia mbola herinandro faharoan'ny Desambra [Advento] aza isika dia manimanitra Noely sahady any an-toerana – fara-faharatsiny...

Sodana : Firenen'ny fifangarihana

  13 Desambra 2007

Ny blaogy Zizou from Djerba [Toniziana mandalo any Sodana] dia mizara amintsika izay tsoak'heviny teo am-panatrehana fampisehoana iray : « J'ai ete voir une piece de theatre jouee par des...

Shina : Haitao-trano hafa kely

  08 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Kenneth Tan dia mitatitra ao amin'ny blaogy Shanghaiist sarina haitao-trano hafa kely, miendrika : « You seriously have to give it to architects in Shanghai for coming up...