Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Septambra, 2020

Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Septambra, 2020

Gabôna hatrany Môzambika, mampanontany tena an'ireo artista ny dikan'ilay fomba fiteny hoe “Ny Tontolo Atsimo” ao anaty fampirantiana iray vaovao ety an-tambajotra

«Aiza ny Atsimo» atolotr'ireo artista 90 avy amina tanàna samihafa manotany tena momba ny dikan'ilay fomba fiteny hoe «Ny Tontolo Atsimo»

Hong Kong: artista mandoro ireo sarinjavatra ho fanehoana ny fitakiana pôlitika, Winnie ilay bera, ary vata-pifidianana nandritra ny Andron'ny Avelo

"Ao anatin'ny tontolo tena izy, tsy misy na iray aza mamaly ny fitakianay, noho izany tsy maintsy izahay mitady fantsona hafa, toy ny fifandraisana amin'ireo avelo any amin'ny fiainan-tsy hita."

‘Miangavy, vonoy dieny izao aho': ny Twitter Japoney manoloana ilay endrika famantarana (mascotte) vaovao tsy mahazatra natao ho an'ny Osaka Expo 2025

Nomen'ny Twitter Japoney anaram-bositra hoe "koroshite-kun" ilay fango, izay azo adika tsotsotra hoe "Ramose. miangavy vonoy dieny izao aho".

Tatitra COVID-19 ataon'ny media frantsay: tsinontsinoaviny ireo manampahaizana manokana avy amin'ny vitsy an'isa

Tsy ahitàna taratra ny hamaroan'ny karazan'olona ao Frantsa ny fisehoan'ireo manampahaizana momba ny fahasalamana miseho amin'ny fahitalavitra frantsay mba hiresaka momba ny valanaretina "coronavirus"

Nepal: Fampirantiana voalohany ireo zavakanto virtoaly maoderina, amin'ny endrika 360 degre

Asakanto an'ireo Nepaley artista miisa 19, aseho anaty fampirantiana virtoaly ety amin'ny aterineto, nomena anarana hoe ‘Tangential Stress’, notontosain'ny Museum of Nepali Art (MoNA) - Tranombakoky ny Zavakanto Nepaley.

Goatemala: Fandoroana ny devoly

(Lahatsoratra tamin'ny volana Oktobra 2007) Fomban-drazana any Goatemalà antsoina hoe “la Quema del Diablo” (ny fandoroana ny devoly) ny mamoaka ny fakon'ny tsirairay ary mandoro izany, izay manamarika ny fandoroana ny fanahy ratsy ho endriky ny fanadiovana. Tsy mino ity fomban-drazana ity i Oscar Mota avy amin'ny Desde Guate, indrindra noho...