Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Desambra, 2021
Maka sary an-tsaina ny endrika taotranon'ny abidy ao Karaiba
Ho fandraisany anjara amin'ilay fanamby "36 Days of Type" anaty tambajotra, nanapaka hevitra ilay Trinidadiàna mpamorona endrika, Nicholas Huggins, ny hamorona ABIDY ho an'ny maso, niainga avy amin'ny taotrano ao amin'ny faritra.
Manambara i St Lucia fa hampiantrano ny karnavaly ‘vaxxed’ amin'ny 2022, saingy tena mifanaraka amin'ny zavamisy ve izany?
"Tsy maintsy banjinitsika ny hiarovana ny fahasalamàna eto St.Lucia no sady mamorona hetsika ara-toekarena isika hahazoan'ny mponina tombony "
Mpiangaly rap maneho hatezerana sy fanoherana amin'ny fitondrana miaramila
"Tsy hangina mihitsy ny Hip Hip Myanmar. Miara-mivondrona izahay, tsy hoe mitovy izahay fa mitambatra ho iray."
Very ka hita: Fampodiana ny sarivongan'i Laxmi-Narayan tao Patan ao amin'ny Lohasahan'i Kathmandu
Ny fametrahana indray ny sarivongan'i Laxmi-Narayan antsasany lahy sy antsasany vavy ao amin'ny Patko Patan no ohatra farany amin'ny fiverenan'ny sampy nisy nangalatra.
Maty teo amin'ny faha-77 taonany ilay Rosiàna mpamokatra sarimihetsika, Sergei Solovyov dies at 77
Fantatra bebe kokoa i Solovyov tamin'ireo sarimihetsika novokariny manoritsoritra ny fiovàna nahamay teo amin'ny fiarahamonina rosiàna sy sôvietika, nitranga tany amin'ny faramparan'ny andian-taona 1980, vanimpotoanan'ny perestroika sy ny glasnost.