Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Marsa, 2021

Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Marsa, 2021

Nandao antsika ilay kintan'ny reggae Bunny Wailer, ny farany tao anatin'ny tarika « Wailers » tena izy

Tsaroantsika amim-pireharehàna ny fomba nitondran'i Bunny, Bob Marley ary Peter Tosh ny mozika reggea ho any amin'ny lafivalon'izao tontolo izao

Ny fodiamandrin'ilay poeta palestinianina Mourid Barghouthi

Nanoratra i Mourid: "Tsy maninona ny maty, indray mandeha, ny tanantsika eo an-tratrantsika, foana sy hatsatra, tsy misy rangotra, tsy misy rojo, tsy misy faneva, ary tsy misy fanangonan-tsonia (fangatahana)."

Ny hatsaran-tarehy manjavozavon'ireo tendrombohitra manga ao Jamaika, azo sary

Fifaninanana maka saripika no nentina nankalaza ny faha-28 taonan'ny Valanjavaboary Nasiônalin'ireo Tendrombohitra Manga sy Havoanan'i John Crow, vao nampidirina tsy ela akory izay ho isan'ireo toerana lovan'izao tontolo izao ao amin'ny UNESCO. Indro ny topimaso tamin'ireo fampidirana nahazo loka.

‘La Llorona': Horonantsary any Goatemalà manambatra ny horohoro sy ny politika hitantarana ny ady an-trano mampalahelo

"La Llorona" no horonantsary Amerikana Afovoany voalohany tafiditra ao anaty lisitry ny Sarimihetsika Iraisampirenena Tsara Indrindra ao amin'ny Golden Globes, izay natao ny 28 Febroary.

Manana hafatra ho an'ny mpiondana ‘Attack on Titan’ ny ‘Nosy Paradisa’ Filipina

"Nosy tsy manantsiny ao amin'ny farihin'i Laguna izahay ary tsy misy ifandraisany velively amin'ny Titans."