Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Marsa, 2019
Bahrain: Falifaly ireo mpankafy Ferrari satria nandresy tamin'ny Grand Prix Bahrain i Alonso
Tapitra ny fifaninanana voalohany Formula One 2010 ary mety efa niverina tao amin'ny Kianja Iraisam-pirenen'i Bahrain, the Sakhir dezera ny vovoka saingy mitohy hatrany ny resabe.
Manasongadina sy miaro ny fimaroan'ny kolontsaina hita amin'ny fitafy ao Meksika ny #ViernesTradicional

Mankalaza ny fimaroan-kolontsaina Meksikana ny fanentanana tao amin'ny tambajotra sosialy izay nahitana ny akanjo nentim-paharazana ary nisarika ny saina tamin'ny fiarovana ny fandrahonan'ny hala tahaka.
Sarimiaina fohy Dijaawa Wotunnöi manampy amin'ny famelomana indray ny fiteny Yekuana

Yekuanas maro no nandray anjara tamin'ny tetikasa amin'ny maha-mpandika teny sy mpikaroka azy ireo, sady nandray anjara ihany koa tamin'ny fanomezana feo ireo olona nampiainina ao anatin'ny filma.
Ho fitiavana ny teny: boky tantara foronina voalohany natonta amin'ny teny Mro
Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Tenin-drazana ny 21 Febroary lasa teo ary ho fankalazana izany, namoaka sy nizara tantara foronony voalohany amin'ny endrin-tsotra teny Mro ho an'ireo foko monina any amin'ny faritra sisintany eo anelanelan'i Myanmar, Bangladesh sy India ny fikambanana iray mpanao asa soa.