Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Oktobra, 2007
Faritry Balkan : « Resaka fiteny »
Ny blaogy Balkan Baby dia mitatitra mikasika ny « resaka fiteny » any amin'ny faritra Balkanika : « What language do we speak when we are in the countries that...
Pakistana: Bilaogy itazonana
Mialoha ny zava-drehetra dia tsy maintsy amin’ny alalan’ny fialan-tsiny aminareo mpamaky ny Global Voices no hanoratako ity lahatsoratra ity hatramin’izay nanjavonako nandritra ny volana maro izay. Indrisy manko fa tsy...
Japàna : Fiteny sy vakoka
Mety tena afaka mianatra tenim-bahiny sady mijanona tsy mahalala n'inoninona akory momba ny vakoka manodidina izany fiteny izany ve ? Mahaliana ny adihevitra nateraky ny lohahevitry ny mpiblaogy Ampontan [Anglisy]....
Trinite sy Tôbagô : Fetin'ny indizeny
Ny blaogy Now is Wow [Anglisy] dia mitantara ny fetin'ny indizeny [mponina efa teo hatrizay] avy any Trinite izay natrehiny. Janine Mendes-Franco
Albania : Miverina mifoka sigara sahady indray
Ny mpiblaogy Albanian Blogger dia mitatitra fa tsy misy mpandala sahady intsony ilay lalàna mandrara ny fifohana sigara any Albania vao napetraka tsy ela. Veronica Khokhlova
Sorinàma : Naka sary ny manda Zeelandia
Ny mpiblaogy Taran Rampersad izay monina any Trinite-sy-Tôbagô dia nahatsikaritra indray rehefa namangy ny mandan'i Zeelandia [Fort Zeelandia] [Anglisy] any Sorinàma [Suriname], fa « tsy ny vakoka manontolo no maimaim-poana...
Arabia Saodìta : Tsaratsara kokoa raha vehivavy
Rasheed mpiblaogy monina any Arabia Saodìta dia manazava [Anglisy] fa aleo lavidavitra kokoa aza vehivavy ny tena, raha miditra itony magazaibe midadasika any Arabia Saodita itony, nohon'ny fampiharana ny lalàna...
Kôlômbia : Natolotra ny blaogy mitantara ny seraseram-barotra amin'ny alalan'ny hatsikana ny loka voalohany
Natolotry ny CCIT (Cámara Colombiana de Informática y Telecomunicaciones | Colombian Chamber of Telecommunications and Information Technology) izay ivondronan'ireo orinasa misahana ny serasera infôrmatika sy ny fifandraisan-davitra any Kôlômbia hoa...
Fahafatesan'ny fiteny : vokatry ny lalànan'ny fivoarana, sa làlam-javaboahary, sa famotehana ?
Isika zanak'olombelona dia miaina anivon'ny firenena miisa 194 fotsiny, aleo angaha atao hoe na mihoatra kely na latsaka kely, anefa dia ny fitenintsika dia anelanelan'ny 7'000 sy 8'000 isa. Mihena...