Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Novambra, 2009
Masedoanina: Mihira Skopiana
Ny antoko mpihira kibo saoky ny nahiny “Mihira Skopiana” (Masedoniana: Распеани скопјани amin'ny endritsoratra Sirilika (grika) ary Raspeani skopjani amin'ny endri-tsoratra Latina) dia vondron'ireo olom-pirenena avy ao Skopje izay maneho ny heviny eo amin'ny sehatra sosialy amin'ny alalan'ny hira. Mihaona isan'alahady any amin'ny faritra samhafa manerana ity renivohitry ny Repoblikan'i...
Alzeria sy Ejipta: Efa tsy resaka baolina fandaka intsony
Iza no nino fa niteraka fifanenjanana teo amin'ny firenena roa tonta ny fihaonana baolina fandaka (football) iray? Tafakatra any amin'ny dingana tsy novisavisaina ny fifanandrinana teo amin'i Ejipta sy Alzeria ka maro ny mpamaham-bolongana no mihevitra fa tsy misy fifandraisany amin'ny lalao fiadian-toerana handraisana anjara amin'ny fifaninanana ho tompondaka manerantany...
Iran: zavakanto manohitra
Mir Hussein Mousavi, iray amin'ny mpitarika mpanohitra Iraniana no nanamarika vao haingana nandritra ny resadresaka tanaty lahatsary fa tsy manam-paharoa eo amin'ny tantaran'i Iran ny famoronana artistika nananan'ny hetsi-panoherana ‘maitso’ hatramin'ny fifidianana ho filoham-pirenena tamin'ny 12 Jona lasa teo. Nahazo aingam-panahy tamin'ny hetsika maitso nataon'ny Iraniana ny mpanakanto Iraniana sy...
Syria: Ny lahatsoratra tsara indrindra sa ny faran'izay ratsy e?
Matetika ireo mpitoraka blaogy Siriana no manakiana lahatsoratry ny mpivahiny momba ny firenen-dry zareo - mazana izy ireny no "stereotypical" loatra, indraindray moa dia diso tanteraka. Ary ho an'ny firenena izay tondroina ho “nitoka-monina” ela, fara-faharatsiny avy any Etazonia, tena mankarary manokana ny saina ny mahita ny lahatsoratra toy izany...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...