Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Desambra, 2017
Mitondra Fifaliana Ao Islamabad Ny Zavakanto Sy Ny Mozika
Taorian'ny iray volana nisian'ilay fidinana an-dalambe tao Islamabad, Fetiben'ny Zavakanto iray no namerina indray ny fitonian'ireo mponina tao
Japana: Tonga Any Tokyo Ny Torolalana Michelin
amin'ny 22 Novambra 2007, namidy ilay Torolalana Michelin any Tokyo noresahana be. Tsy afaky ny ho diso lalana mihitsy ianao any Japana miaraka amin'ny fitambaran'ny fifangaroana Frantsay sy zavatra mahaliana ara-tsakafo. Mazava ho azy, nandritra ireo andro talohany sy taorian'ny namoahana azy, nihazakazaka mihitsy aza ny media Japoney mba handrakotra ilay hetsika sy ilay torolalana tenany, ilay boky mpanoro lalana mankany amin'ny trano fisakafoanana sy hotely malaza indrindra, nozarain'ilay orinaa frantsay mpanamboatra kodiarana Michelin
Kambodza: Famaritana Ny Fahamaotianana
Nanambara ny Minisitry ny Kolontsaina fa tsy mahazo miakatra eo ambony sehatra ireo mpifaninanana manao fanamiana fitondra milomano.
Ilay Fetin'ny Aterineto Voalohany Natao Tao Kambodia
Taona vitsivitsy taty aoriana vao nitondra vidinà tolotra Aterineto afaka hifaninanana sy takatry ny mponina ao an-toerana ny fifaninanan'ireo orinasa vahiny.
Nankatoavin'ny UNESCO Ho Vakoka Ara-kolontsaina Ilay Andron'ny Renibe Volana Martsa, Fomba Amam-panao Iray Ao Balkana
Nankalaza ny fankatoavan'ny UNESCO ilay fomba amam-panao amin'ny Andron'ny Renibe Volana Martsa ao Balkana amin'ny fanaovana firavaka mena sy fotsy vita amin'ny volon'ondry ireo mpikatroky ny vakoka ara-kolontsaina any Atsimo Atsinanan'i Eoropa .
Niteraka Resabe Ny Raboto Iray Manao Folara Tao Amin'ny Trano Fisakafoanana Tao Bangladesh
Tsy gaga aho raha nahita fa nanao folara ilay raboto. Tsy izany ve no mahazatra eto?
Fanabeazana Amin'ny Fiteny Roa Ao Guatemala
Midika amin'ny teny espaniola hoe Santiaguito, na "Ilay Santiago Kely " ny Tz'ikin Jaay. Anaran'ny sekoly iray ao Santiago Atitlán ao amin'ny fanjakan'i Guatemala ao Sololá izany.
Maso Arabo: Ny Dia An-tsary Tany Afovoany Atsinanana
Nisahirana tamin'ny fakana ny sarin'ny tontolo manodidina azy ireo ny mpivady Amerikanina BSS sy BRN , mipetraka any Al Ain, any Emirà Arabo Mitambatra (UAE) ary mitondra antsika manokana sy manakaiky mankany amin'ny hatsaran-tarehin'ireo maritrano mahatalanjona hitan'izy ireo manodidina azy .
Arabia Saodita: Fiverenan'ny Sinema ho an'ny Daholobe?
(Fanamarihana: Tamin'ny 22 desambra 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny anglisy) Voarara nandritra ny 30 taona ny sarimihetsika ho an'ny besinimaro tany Arabia Saodita, ary raha te hijery horonantsary any amin'ny...
Karaiba: Fahatsiarovana An'i Alton Ellis
Maty noho ny homamiadana tamin'ny 10 Oktobra 2008 i Alton Ellis, mpiangaly mozika Jamaikana izay nitari-dalana ny rocksteady tany amin'ny taompolo faha 60