Any Tiorkia, miely patrana ny dokambarotra raki noho izy mamofona resaka pôlitikaHankalazainao toy ny ahoana rehefa tonga io andro io ?Mpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Imanoela Fifaliana30 Mey 2023
“Tsy misy afa-tsy amin'ny fiteny rosiàna ny literatiora ao amin'ny faritra Azia Afovoany”: antsafa niarahana tamin'i Ramil Niyazov-Adyldzhyan, ouïghour mpanoratra amin'ny fiteny rosiànaTsy misy manana "complexe d'œdipe goavana kokoa momba an'i Etazonia afa-tsy ireo Rosiàna liberalyMpanoratra Filip Noubel Nandika (fr) i Filip Noubel, Miora29 Mey 2023
Mahatakatra ny fifidianana ho avy any Thailandy amin'ny alalan'ny sariitatra politikaNy 14 mey no hanaovana ny fifidianana ankapobenyMpanoratra Mong Palatino Nandika Salohy Randriafanomezantsoa26 Mey 2023
Efa hitako (‘déjà vu’) ity vokatry ny Eurovision ity, hoy ilay Môldavy mpihiraNandray ny laharana faha-18 i Moldavia tamin'ny fifaninanankira Eurovision 2023Mpanoratra Daria Dergacheva Nandika Andriamifidisoa Zo23 Mey 2023
‘Nomenareo elatra aho’: Nisaotra ny mpankafy azy ilay Moldaviana tafakatra lalao famaranana tamin'ny EurovisionTafakatra tamin'ny fifaninanana famaranana Eurovision i Pasha ParfeniMpanoratra Daria Dergacheva Nandika Liva Andriamanantena15 Mey 2023
Manao vazivazy hahazoana fanohanana amin'ny Instagram ofisialy ny mpandray anjara amin'ny Eurovision ao MoldaviaMilaza ny mpiserasera fa hifidy an'ny Moldava katsikana izy ireoMpanoratra Daria Dergacheva Nandika Raveloaritiana Mamisoa14 Mey 2023
Ity hira kiobàna malaza vaovao ity dia manainga ireo mpanakanto hiloa-bava hanohitra ireo mpitondra ilay nosyAnatin'ny zavamisy manjombona ao Kiobà, ananan'ny mozika ny hery hanetsika Mpanoratra Luis Rodriguez Nandika (en) i Laura, Ornella11 Mey 2023
Ny rakibolana kelin'i “Cha Bubo”, fiteny ao Butembo ao amin'ny Repoblika Demaokratikan'i KôngôNy Cha Bubo no Nouchi ho an'i Butembo ao RDCMpanoratra IciCongo Nandika avylavitra09 Mey 2023
Mpihira nahazo sazy an-tranomaizina henjana noho ny fandoroana ny biraon'ny miaramila ao RosiaMisy hantsana ara-taranaka eo amin’ireo mpihira manohitra/manohana ny adyMpanoratra Daria Dergacheva Nandika Raveloaritiana Mamisoa08 Mey 2023
Nandrakitra zava-bita tsara indrindra maneran-tany roa tamin'ny fampisehoana goavana tany India ny dihy Bihu AssamIo no dihy Bihu lehibe indrindra tao amin'ny toerana tokanaMpanoratra Barakha Borah Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson05 Mey 2023