Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Jona, 2019
# JBF2019: Nahazo ny Twitter ny Fetiben'ny biriky Lego 2019 tany Japana
Mpakafy Lego maherin'ny 270 no nampiseho ny famoronany, ary olona an'arivony izay nanatrika ny Brickfest nandritra ny faran'ny herinandro no nizara sary tao amin'ny Twitter tamin'ny fampiasana ny tenirohy #JBF2019.
Ity herinandro ity tao amin'ny bilaogy Palestiniana : Oran-dohataona
Hetsi-panoherana am-pilaminana hafa nivadika ho korontana ny herinandron'ny 11 Aogositra...nitifitra mpanao fihetsiketsehana tamin'ny bala fingotra sy baomba mankarenina ireo miaramila Israeliana. Nitatitra ny International Solitary Movement hoe efatra ambinifolo ny olona naratra, nisy Israeliana iray mpikatroka mafana fo . Ny Bethlehem Bloggers no nahazo fampitam-baovao voalohany avy amin'ilay mafana fo Jenny Digi
Kambodza: Khmer-Amerikana olomalaza nasongadina tao anatin'ny Vondrom-piarahamonina Weblogger
Teraka tamin'ny 1983, Soben Houn, izay hita teo amin'ny sehatra iraisam-pirenena amin'ny maha Oliravina Utah USA 2006 azy, nisolo tena ireo vondrom-piarahamonina Kambodziana-Amerikana ary Kambodza manontolo. Amin'ny maha-malaza azy, izy no hanome lanja ny fampianarana ambony ao anatin'izao vanim-potoana nomerika izao. Ary mikatsaka ny handray anjara amin'ny Oliravina USA 2006 izy amin'ny 21 aprily.