Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Desambra, 2011
Ejipta: Fankalazana ny Fahazato Taonan'i Naguib Mahfouz
Androany no anamarihana ny fahazato taonan'ilay Ejiptiana nahazo Loka Nobel sy sangany tamin'ny fanoratana bokin-tantara, Naguib Mahfouz. Tsarovana ao amin'ny Twitter izany vanim-potoana izany.