· Jolay, 2018

Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Jolay, 2018

Andeha hitsangatsangana ao Japana, mivantana ao amin'ny YouTube

  28 Jolay 2018

Efa ela ve ianao no te-hitsidika an'i Japana, saingy tsy mba afaka nanao izany? Na angamba tsy nanam-potoana, na lafo loatra ny tapakila fiaramanidina (sy ny zava-drehetra hafa momba ny fandehanana hiala-sasatra). Aza manahy--manao ny fitsangatsanganana rehetra ho anao ny fantsona Youtube Kappa2700s.

Koety: Nankalaza ny faha 29 taonany ny tilikambo

Nanamarika ny faha-29 taonany tsy nisy fankalazana firy ny Tilikambon'i Koety, vakoka lehibe indrindra ao amin'ny firenena. Saingy tsy nanadino an'io fotoana io ny bilaogera iray araka ny nosoratan'i Abdullatif Al Omar izay mitondra antiksa ihany koa any amin'ny fihaonan'ny bilaogera... sy mizara amintsika ny zavatra hita tany amin'ny tranon-tsinema.

Tamin'ity herinandro ity tao Israely: taorian'ny fifidianana, fametrahana firaisan-dia

(Lahatsoratra teny anglisy nivoaka tamin'ny avrily 2006) Araka ny efa nolazaina mialoha, ny Kadima notarihan'i Ehud Olmert no nahazo ny toerana betsaka indrindra tao amin'ny Knesset (parlemanta) tamin'ny fifidianam-pirenena tamin'ny herinandro farany teo (faran'ny volana marsa 2006), nahazo toerana 29 tamin'ny 120. Lavo ny Likud, notarihan'i Benjamin (Bibi) Netanyahu: toerana 11 monja no...