Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Oktobra, 2019
Torohevitra fanoratana isankerinandro: Ny fitsipika amin'ny fitanisàna avy ao amin'ny tambajotra sosialy
Satria hoe natao ho an'ny rehetra ve ilay izy dia midika izany fa tokony hampiasainao? Mamakivaky ny fitsipika fampiasana ireo fitsanisàna natao ho an'ny daholobe avy amin'ireo mpampiasa tambajotra sosialy i Oiwan.
Efa misy izao ny Lingua Okrainiana vaovao!
Misokatra ny Lingua Okrainiana ato amin'ny Global Voices.
Efa mandeha ireo vohikala vaovaon'ny Lingua amin'ny teny Igbo sy Santali
Nanokatra vohikala ho an'ny teny Igbo sy Santali ny Global Voices!
Miresaka momba ny fihaonamben'ny GV ao Tiorkia? Arahabao ny Ivontoeran-bondrompiarahamonina Poseidon Lighthouse!
Miara-miasa anatinà tetikasam-bondrompiarahamonina ireo mpikambana ao amin'ny Global Voices Tiorka!
Mitady tomponandraikitra vaovao ny Lingua Frantsay mpandika ho amin'ny teny frantsay ny Global Voices
Mitady tomponandraikitra izahay mba hitantana ny asa fandikàna ataon'ny tarika Lingua Frantsay!
Taratasim-pifandraisan'ny mpandika: Amazon, Google Translate, & maro hafa!
(Fanamarihana : Lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Oktobra 2015) Tratry ny Alatsinainy finaritra daholo isika! Antenaiko fa tsara fanombohana ny herinandronareo tsirairay avy! Androany eto amin'ny tanin'ny mpandikateny, horesahantsika ny… Asa...
Ny fahazoandàlana hahafahan'i Yemen hiditra amin'ny fandriampahalemana
Io hatrany no hany viza nitondra ahy nivezika tetsy sy teroa, ny taokanto