Ny Blaogim-Piarahamonina Global Voices dia sehatra ho an'ny mpikambana ato aminay hifampizarana ala hamohamo, tantara manokana. Natao ihany koa hieritreretana ny asa iarahana, hifampizarana hevitra sy fijery amin'ny sehatra misy anay. ·
Lahatsoratra rehetra

RSS

Tantara mikasika ny Blaogim-Piarahamonina GV tamin'ny Janoary, 2022

Manana mpitarika vaovao ny fiteny Arabo, Shinoa, Danoà, Frantsay ary Okrainiana ato amin'ny Global Voices!

  01 Janoary 2022

Fahafinaretana ho ahy no manambara fa manana Mpitantana Fandikanteny vaovao ireto tranonkala Lingua manaraka ireto: Danoà, Frantsay, Shinoa nentin-drazana, ary Okrainiana. Miangavy mba arahabao: Ina Melgaard, Juliette, Yanne C, ary Volodymyr Tyravskyi. (Fanamarihana mpandika teny malagasy: Jereo ao amin'ny fiteny anglisy ny sarin-dry zareo raha liana amin'izany ianao) Mpianatra efa...